image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahaba!saika mba angataka torohevitra ho antsika efa nandalo fampirafesan'ny vady hoe ahoana nataonareo ni-suprassé an'io, nanadinoina na tsi atsiarovana ny zava-bitany !!marihako fa efa milamina izahay izao ary izy efa nifona sy nivoady fa ts hanao intsony! manaiky aho satria mbola tia azy ary vonona ny mbola hiara-dia aminy saingy tena mbola tsy adinoko ny fitaka sy ny lainga!ny antony nanovany izany koa efa nazavainy ahy! azoko tsara ny fanazavany saingy sarotra amiko ny hanadino fa rehefa tsy misy atao aho dia lasa any foana ny saiko!marihiko anefa fa nandritra ny fampirafesana tsy nahita fiovana mihintsy aho fa mampiseho fitiavana sy manokana ftoana ho ahy foana izy zay no ts nampoizako lay izy!fantatro iany fa tot ou tard tsy maints handalo izany aho fa ny tena olombelona ihany fa sarotra b lay manadino ! isaky mamerina resk aminy aho dia efa mila ho tezitra izy fa hoe raha mbola any foana ny saiko fia tsy handroso mihintsy izahay !!misaotra mizara


Courage enao! miteny foana ny olona oe ny ftn no amafa izany fa eeee tsy afaka izany io! Fa azoko tsara izany deception tsy ampoizina zany... Misy zany ôtrany oe zvt azoazo antsaina fa misy ny tena tsy ampoizina mintsy de iny le tena makarary fo! Ny tsara ngamba d tsy resahana azy intsony ftsn le izy sy tsy ampiseona az oe mbola mieritreritra izany foana enao! fa d mankaery anao eee Mba Mifanome courage eto


ka aminao in no tadiavinao? fisarahana? rehefa tsy fisarahana dia tohizo ny dia dia ataovy hanamfy orina ny fitiavanareo zany fa aza atao sakana tsy androsoana, matoa izy manome fitiavana be da be ho anao dia tiany zany ianao mihoatra ny any ambadika rehetra any!


Merci nareo...tena efa miezaka be maka ny positif.mivavaka foana isaky zay mahatsiaro.efa mamerina irery antsaina foana oe ts isaraka aho fa handroso iaraka aminy fa ndrai2 tena c plus fort que mo fa tena misy sary antsaina masosotra be.aiko oe mampijaly tena fa tena ts zakako.Izy efa mteny amiko fona oe nanenina art kiriko am zavtr nataony.efa mambara foana ftiavany fa ny saiko no adala indrai2.Ary fantatro fa tokony miezaka mafy aho sao izaho indray no hamotikoma ny aminay.Mila mandio saina be


marina ny any "so de" Tohizo ny lalana de atao ze hahamafy orina Aza asina resaka aminy intsony zany ra mahatezitra azy


nareo ve efa niteraka? matetika ny fiterahana dia porofo-pitiavana anankiray! ary dia tena manadino zavatra be da be an!!!


Efa nteraka zahay.fa izy mbola te iteraka indray..mino koa fa maniva zavatra be io


fa le vehivavy ve no napirafy sa le lehilahy?Sarotra be manko le resaka. fa ny azoko atoro anao, mamela ny helony. bola hanao fahadisoana ko enao indray andro any ka mahaiza mamela.Marina fa nanaonao foana izy, fa tadidio fa andriamanitra ary namela ny helotsika.raha toa kosa anefa ka ts manaiky anzay enao, dia zavatra tsotra no tokony ataonay: aleo misaraka fa sady mapijaly tena enao no mapijaly azy. ra izay indray anefa dia aona ataonao @le zaza?


@Chantal >> lhl no nampirafy ka.tena reo lazainao reo fona no averimberiko ato antsaiko oe tokony ahay hamela az aho fa mpanota ko za.za anefa te hamela azy ary vonona kanefa misy ftona mverina tampoka andohako lay izy.tena mila miezaka aho hamafa tsikeli