Bonjour,Tato anatin'ny roa taona teo ho eo dia mba tsy dia grave loatra ny embouteillage ampitatafika, satria angamba misy ilay double sens ? Fa ny mahagaga, nanomboka tamin'ny 6 novembre teo, fotoana fidiran'ny mpianatra, dia niverina ilay embouteillage monstre, tena mahaketraka tokoa. Ho anay mipetraka ampitatafika ambony, dia miala ao ampitatafika ambony @ enina latsaka fahefany maraina ny bus, dia @ fito latsaka fahefany mbola eo @ ilay toerana atao hoe paompy foana ... Adiny iray izany manao ampitatafika ambony (terminus J) sy eo @ paompy. Io lŕlana io anefa dia 10 minitra fara-fahabetsany raha atao dia antongotra. Dia voatery mandeha tongotra hatrany anosizato.Aiza no tokony hitady vonjy.