image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 11916

milay kosa nama lé clip a !!!!!!


Par: NarindrasyderaDate: 26 juin 2017 - 13:08Ity resaka ity dia tena lasitra iray amin'ilay hoe :- tsy mamo ah oŕ, nefa efa tsy mahatsangan-doha !!! Na koa- ilay resaka Gay (homo) atsy am-badika atsy.- dia ity izany no fahatelo, efa hoe zaza 11 sy 12 taona no ampandihizimbody na kitihimbody imason'izao tontolo izao !!!+++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++++Zah oŕ maka anaouuuu !


.Vocabl public tendance indray izany ny ATOSIKA TSARA.


Giravy ! Dia hoy zareo hoe : Tsy mamo ah oŕ !


Sur mints,Tonga de o lany filoham-pirenena marina ra zoky io a!!!!!!Tokony tonga de lery no apetraka eo @ fitondrana @ zay vôtosika tsara ny fahantran-tsika @ vidim-bodka.


Ny tena marina dia tsy gangs intsy akory no manosika tsara fa ny toetsaiutsika mintsy no efa lasa lavitra ka tsy mila atosika tsonyraha resaka ankizy mandihy fitombenana zany efa tam 1960 zany d efa nisy Na any amin'ny sekoly fampianarana ary feno refa sedra manao spectacle iny izyan'iza ngah ny tsiny?le tonotny sy ny feon'ilay hira amiko tsy maninona fa izy oe nisy ankizivavy kely tao anatiny no nahataitra ny sainy marole hirany teo aloha ary ny fiatombohany oe ilay mahalehilahy sady averina impiry nefa dia nalaza erak'izao tontolo izao sady tsisy tsiny tamin'olona nefa zaza kely firy taona mamerimberina an'ilay izy


tena miombon-kevitra am belapin zah am'ty ndray mitoraka ty. Miteny ho azy ny statistika. Aleon'ny olona mijery an'io toy zay mijery ny fotoambitan'ingah mpampiesona.atosika tsara nivoaka 22 juin : 10530 vuesfotoambita 07 nivoaka 16 juin : 1705 vues


Ary manaiky aho fa izay vao tena sendra ny mpitondra mety aminy ny eto, PREZDA hajaina GANGSTABAB, sady filoha mpamorina ny antoko madio , izay vao tena ho tafavoka ny babakoto,