Tena be loatra ny Malagasy mahantra, sahirana, very fanahy mbola velona ka lasa mihantsapy @ izao be resaka rehetra izao! Rehefa tsy hita intsony izay hitondrana ny fiainana, dia ireo "mahay Zavatra" ireo sisa no heverina fa mpamaha-olana. Dia jereo fa izay mahay miresaka lasa mpanankarena avokoa , ary voamarika fa ireo mahantra indindra fahadiranovana no mandoa rakitra ho azy. Mampalahelo!Sao dia mba misy lalana afaka hampiarina @ ireny olona ireny?