image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Tena be loatra ny Malagasy mahantra, sahirana, very fanahy mbola velona ka lasa mihantsapy @ izao be resaka rehetra izao! Rehefa tsy hita intsony izay hitondrana ny fiainana, dia ireo "mahay Zavatra" ireo sisa no heverina fa mpamaha-olana. Dia jereo fa izay mahay miresaka lasa mpanankarena avokoa , ary voamarika fa ireo mahantra indindra fahadiranovana no mandoa rakitra ho azy. Mampalahelo!Sao dia mba misy lalana afaka hampiarina @ ireny olona ireny?


ampenaro ny zaza raha tsy te-ho ambakain'ireny mpampiesona ireny.tsy resaka fahantrana le izy satria na de ireo mahatakatra abonnement Telma aza de miesona rehefa anaovan'ny Telma tsianjery termes juridiques. Tapa-bolana mahery tapaka na tsizarizary ny connexion de ampandoaviny facture feno.aza mba moovnaute ihany oaaaaasahhhh


Tsy ny malagasy mahantra ihany no mino ny resaka voyance sns. Porofon'izany, ireo orinasa bedebe délocalisé eto amintsika mitraiter voyance en ligne ho an'ireo vazaha. Ra mijery ny télé anzareo koa dia le publicité be ireny voulez vous savoir qui vous aime? appelez le xxxxxxx que vous arrivera-t-il cette semaine? Pour le savoir appelez le xxxxx. Fehiny na mahantra na manakarena dia betsaka ny minomino foana.