Iza no tsy mandray ny andraikiny amin'izany?
Iza no tsy mandray ny andraikiny amin'izany?
Tena tsy haiko rangah hoe iza no tsy mandray andraikitra a! matoa aloha ireny mipetraka eny dia mandalo ambaratonga maromaro, ary mandoa hetra. Na toaka, na labiera dia misy lalŕna mifehy fa dia gaga elah e!Any @ tany izay fakan-tsika tahaka sy efa mandroso ireo dia tsy mahazo mividy sy misotro zava-pisotro misy alikaola ny ankizy -18 ans ny sasany aza -21 ans.Ny eto Madagasikara nefa dia ankizy 12-13 ans, sady izay indray betsaka mihitsy ny sipa kely mamo an-dalana tsy mahalala menatra intsony, rehefa misy fetifety kely!Dia izany ve no antenaina ho avin'ny firenena?Manentana ny tomponandraikitra isan-karazany mba handray andraikitra fa tena ho simba eto isika mianakavy!Andefasan'ny vazaha an'izao poizina rehetra izao dia faly ery, avy eo robainy mora fotsiny!
Inona moa no azon 'ny mpitondra hatao amin'izany satria ireo mpamokatra sy mpivarotra toaka sy sigara ireo anie no mampidi bola be indrndra amindry zareo ,eo anoloan'ny douane e .Vola be tsitokotsiforohana no omen'ireo ho an'ny ambony tsirairay ,akoatra ny miditra ao amin'ny kitapombolam panjakana .Ny mangina volamena hono ,laissons l'avenir venir ,ce qui vivra verra .
Mba miangavy anareo solombavambahoaka tompoko hamolavola lalŕna mandrŕra ny zaza Malagasy -18 ans tsy anjifa sy misotro zava-pisotro misy alikaola labiera sy toaka ary ny forongony rehetra!Izany no tena mariky ny fitiavan-Tanindrazana (Taninjanaka) tadiavinay vahoaka @areo ireo!Misaotra mialoha Tompoko!!!!