image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Iza no tsy mandray ny andraikiny amin'izany?


fa angaha tsy mety raha misotro izay ampy taona te hisotro de izay tsy ampy taona tsy tokony hisotro mba tsy misotro.Raha misy moa tsy ampy taona misisika hisotro dia lalanampiainana izany. Saonjo iray lohasaha.Fa tsy isakiny misy zavatra kely izao de foano ty foano ry foano itsy maninona tsy zanak ialahy no tenenina fa ny epi bar no hofoanana.kely saina.efa tsy hisy ninoninona azo atao intsony madagasikara fa ty tsy azo atao iry tsy azo atao , savaina etsy savaina eroa izao koa hoe foano foano.Le vahoaka sasany mihintsy no kely loha tokony hofohanana fa tery saina ka mandrebireby.


Tena mpivaro-toaka io razoky eo amboniko leaza a!!! raha tsy lasa mamolava angamba ny zanany tsy ho tonga saina izy!Ny ankizy lety @ maha ankizy azy tsy mbola mahalala izay hahafaty azy fa tia manandrana a! fa rehefa lalŕna mihitsy no misy dia saziana izay mandika azy, izay vao mety ho foana ny fisotron-toakan'ny ankizy tsy ampy taona!


Bonus >>>Hita be fa tena mivilana tanteraka ianao ry Bonus. Tsy mahagaga fa pédé ianao. Tean tsy ampy fisainana ary tsy ampy fahalalana.Mampiseho ampahibemaso koa ianao fa tsy nianatra firy. Hany ka tsy fantatrao ny andraikitry ny dokam-barotra eo amin'ny fiainan'ny olona. Raha tsy misy vokany ny Pub, tsy nataon'ny olona. Na izay fotsiny aza dia tokony ho takarin'ny sainao. Tsy mila mandeha mitady fanazavana lalina satria tsy ho takatrao velively, na handeha amin'ny tany hatramin'ny lohanao aza.


Ny manao PUB tompoko dia vola be an-tapitrisany maro mihitsy, na spot @ radio sy tele io na tableau publicitaire.Ary misy études approfondies mihitsy fa tsy ataotao foana, raha tsy misy dikany ny PUB tsy hisy olona handany volabe @zany.Ny ankizy no tena mampalahelo voasarika @ fisotrona, fa ianao olon-dehibe io na toaka aza no handrahoanao vary sy laoka ary ataonao rano fisotro dia responsable ianao.Mba jereo anie fa izay pub mandeha @ tele na tsy fantatry ny ankizy kely 02 ans aza dia arahany e! dia toy izany koa ny effet-n'io pub io @ adolescent.Ny mpivaro-toaka ihany no mahita ny fahatsarŕn'ny pub-na toaka, fa raha olona manan-janaka ary mandinika dia tsy hanaiky an'izany mihitsy!!!!


Jiolahimboto indroa misesy izay no atao prezda teto dia inona no mahagaga @ izany eh, raiso hoa ny kiho ry gasy a,