be loatra ny adala sy ny 4mi mirenireny eto an-tanŕna a! Misy amin'izy ireo manao crise tampoka eny an-dalana ka mampatahotra sao mamono. ny 4mi sy mpangataka moa tena feno!!Iza ary aiza ny tompon'andraikitra???
be loatra ny adala sy ny 4mi mirenireny eto an-tanŕna a! Misy amin'izy ireo manao crise tampoka eny an-dalana ka mampatahotra sao mamono. ny 4mi sy mpangataka moa tena feno!!Iza ary aiza ny tompon'andraikitra???
fa ahoana ny olontsotra no lazaina fa tompon'andraikitra? zay ngah no nanome rongony azy ho fohany? sa zay no nanome toaka ny pčre de famille ka naha lasa azy 4mi, sa zay no nampiteraterapoana azy? Zay aza efa manome IRSA ampahefatry ny karama isambolana anaramana fonctionnaires ho responsables any @ ministčre ka inona ndray?
Ze omenao ny fanjakana (=tout le peuple malagasy) ihany no afaka omeny anao, donc tsy afaka hanome mihoatra ho anao noho izay omenao ny fanjakana. Sisam-bola angeha no fiheveranao @ilay anasorana @le karama atao hoe IRSA iny e, fangah enao mba nanome lanja an'izy iny, dia tahak'izay koa ny lanjany miverina aminao. Sa enao mba tena faly hoe ahh!! za kosa tsy maintsy andoa IRSA za fa tena tsy normal reny zvt sy probleme iraisana rehetra tsisy mivakiloha ireny.Reo adala sy 4mi sy ze olona migadra, na olona iza na iza, andraikitry ny tout le monde reny.
ahbon tany misy fanjakana sy lalŕna ary misy ireo rafitra maro sy olona misahana , karamaina ny amin'izany ......TSY VOATANISA ETO ; inona no ataon'ireny no izaho izay olon-tsotra manana ny fianakaviako velomina sy ananako adidy no anatin'ny "tout le monde "lazainao miandraikitra ireny ??? !!! ataovy ny anao raha sahy , sambory sy tsaboy ary velomy any aminareo fa izaho no hanolotra anao ny médaille faratampony .
tsy azondrajambon angamba oe hamelomana ministčre ireny hetra sy vola indramin'ny fanjakana ireny. Avy eo ndray ny ministere manao ny asany-santé: manao fitiliana ny adala sady mi interner eny anjanamasina- population: mametraka planina logement amizay takatry ny be sy ny maro ny hofany- education: manome fampianarana zakan'ny volambahoaka de mba afaka miasa ny olona ao aoriana fa tsy hanao mpangataka,- forces de l'ordmisambotra mpivarotra rongonyAzoazon'y i ahbon ve le tiana azavaina?Ny andraikitry ny olontsotra: mamelona ny vady amanjanany sy mandoa hetra, fa tsy miseho milay mitsabo ny mpandrongony na mizara fananana @ 4mi, sa zarao amin-dry zareo ny an'ialahy e
pelabin, gregoire V >>Ko maninona nareo no tsy milatsaka hofidina president rehefa tonga ny fifidianana fa reny olona tsy mamely ireny no avelanareo milatsaka dia avy eo zareo no terenareo hanao ze sitraponareo, ko ra tsy adala zareo ko hanaiky hoporetinareo fotsiny nefa nareo miseho mahalala ny tokony hatao tsy sahy miditra an-tsehatra mihitsy.
tsarovy ilay hoe demokrasia himatimatesanareo e: izay eken'ny be sy ny maro no izy, dikan'zay dia:Raha ny tokantrano (olontsotra = citoyen) be dia be maro anisa tsy mivakiloha afatsy ny zanany sy ny fianakaviany avy ao anaty firenena iray, dia rariny sy hitsiny raha ny prezida an'io firenena io koa tsy hivakiloha afatsy ny zanany sy ny fianakaviany.Rehefa hany andro iny hono ramalagasy (olontsotra) mba nisy niraisaina mba hanatsara ny fiainan-drazanak'olombelona miara-monina eto @ty tany ity ...... (asa hoe rahoviana izany raha ho hisy: zvt courant be zany @ tandrefana sy sinoa, ny afrikanina ihany ty tsy miraraha afatsy ny tenany ty),