be loatra ny adala sy ny 4mi mirenireny eto an-tanŕna a! Misy amin'izy ireo manao crise tampoka eny an-dalana ka mampatahotra sao mamono. ny 4mi sy mpangataka moa tena feno!!Iza ary aiza ny tompon'andraikitra???
be loatra ny adala sy ny 4mi mirenireny eto an-tanŕna a! Misy amin'izy ireo manao crise tampoka eny an-dalana ka mampatahotra sao mamono. ny 4mi sy mpangataka moa tena feno!!Iza ary aiza ny tompon'andraikitra???
Iverenako ndray alu le constatation fa lasa fifamaliana no niafaran'ilay resaka a!!!!Taloha anie ka ny fanjakana no nandroaka ny adala sy ny mpangataka teny @ arabe teny e!!! tadidiko tsara fa tena vitsy zareo any natahotahotra mihitsy, izao nefa enao mpandeha tsotra ndray no matahotra azy satria tena bedebe zareo sady tena tompon'ny tanŕna mihitsy! Za mieritreritra hoe tokony ampiana Pčre Pedro fa izy zao no hitako mahavita ze vitany ary tokony maka tahaka azy ny tompon'andraikitra rehetra
raha any @ tany "normal" dia ny fanjakana no miandraikitra ireny.fa aty @ tany tsisy fanjakana ohatra antsika, ny mpitondra no mahamaro azy irenydia cercle vicieux eo ny tantara, resaka fotsiny daholo izy rehetra: atao Antananarivo maha-te honina e!, mila hery vaovao e!, ary tena isika "citoyens" mihitsy no responsables satria isika no nifidy an'ireo.Fehiny: raha te-hahita fiovana sy hitovy @ firenena rehatra, misainŕ tsara aloha vao mifidy.
Izaho tsy hirarŕ ,ny vady aman-janako sy ny fianankaviako aloha . BASTA!! miandry aho ry Ahbon , raiso dia tsaboy , de velomy , de lanio ao daholo ny hatsembohanao ,alaivo ny varinao ao antsompitra sy ny anjaranao any ambanivohitra vao hiakatra de zarao ho azy ireo , ny vola araraho isaky ny misy satroka mipetraka eny amoron-dalana, aza hidina ny fitaratra rehefa misy mangataka eny am-povoan'ny arabe, fa tonga dia tolory vola taratasy rehefa embouteillage iny ,avoahy daholo ny fitafianareo mianakavy izay anaty armoire any , dia zarao antsoy amin'ny mégaphone hoe misy akanjo reto iray olona , omeo portable koa izy ireo ,ahafahany miantso anao. Tsotra anie izany formule izany e: zarao izay any aminao f'aza eto , no mitabataba manome tsiny ny olona eto , ataovy ny anao . Fa ianao indray no toa ho hitako hirifatra ho lasa adala lavitra ,higagana noho ireo eo , amin'izay fotoana izay ny fanjakana no tena hisambotra anao miaraka amin'ny cagoule sy hery setra , eny Anjanamasina vao midina ny mpandeha . Ny adala efa adala izy fa ny mody adala no betsaka . Izay no zava-misy , ny mpitondra mody adala . Le monde ŕ l'envers anie !! Ny vahoaka koa moa tsy afa-mihetsika fa tonga dia gadra no miandry !!! sarika am-pandriana !!!
Tsy misy ny fahadisoan'ny citoyen fa rehefa nomena ilay voafidy ny fahefana , izay notadiaviny dia mila manao izay mety izy hanome vahaolana momba ny fiainam-bahoaka amin'ny ankapobeny . Fa tsy ny resaka sy ny karajia sy ny vahoaka midradradradra no hirahiraina isan'andro eo . Rehefa nomena anao ny toerana araka ny ""safidim-bahoaka "", dia mahay ianao izany matoa eo . Ny zava-misy anefa dia céder le passage , isak'izay mamindra ilay vahoaka , fa ny mpitondra foana aloha no omena lalana . Plaque mitsongoloka sy sens interdits no betsaka !! :-hum izaho ve no tsy mahay ny code de la route sa ilay lalana mihintsy no amboarina tsotra izao ho an'ny mpitondra..
Za aloha mino ary sur et certain fa nareo mimenomenona manaratsy fanjakana hatr@zay reo mihitsy no tena mankafy sy mankamamy ary manao zavatra ratsy lavitra noho ny vitan'reo raha nareo no eo @ io toeran'zareo io.mbola tsy @toeran'zareo aza nareo ny tenanareo sy ny fianakavianareo ihny no fatatrareo maika fa.....