image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahba antsika rehetra ,lazaina matetika fa tsy Ravalo velively no tompon'antoka ny fitifirana t@ 07 février fa bala sendra nifandrify sa matahoatra ny horakoraka sy torak'atody ve tsy handrin'ireo zanak'i Dada sy Neny mihitsy ny hoe ahavitan'ty 07 févrierAry zahay dia mangataka ny mba hametrahana ny affaire 10 Aôut sy 07 février ho ao anaty manuel scolaire mba ahafantaran'ny taranaka aty aoriana hoe iza ireo filioha malagasy ny fandimby parmi le plus sanguinaire : Ratsiraka sy Ravalomanana klo hatreto no record raha vao resahana an'io affaire io ry babakoto isany dia avy hatrany dia masiaka be ny @ hoe :- Zone rouge io koa inona no hitonatonana any - ny tena mahatolagaga @ le hakely ny fisainana an dry zareo dia ty hoe : tsy ny olona ao an dapa hono no nitifitra t@ reny fa mercenaire avy any aoriana hono no nitifitra Tiako no manamarika eto hoe tsy tokony adino fa Ravalomanana et Ratsiraka an'isany ireo filoha Malagasy Sanguinaire (lian drŕ ) indrindra , ary tsara ny hanadinoana izany ho an'ireo taranaka any aoriana <io


koa raha tsy sembana ara-tsaina ry zareo koa! indrindra raha Ra8ary tara be koa ilay mpanoratra fa efa azo sary anie , ny anarany aza efa hay efa ela be, ilay teny ambonin'ny Louvres no nitifitra, tsara bika be manao tenue de combat, mitovy amin any Syrie mihitsy an


Ity mba fifampizarana fotsiny, fa misy @ ireo olona voalaza fa maty t@ 7 fév ireo ary misortara etsy Ambohitsirohitra ny anarany dia olona efa tsy hita nanomboka ny 26 janvier mba hampitombona ny isa.Ity efa sujet omaly fa tsy azoko hoe inona no tokony hamenatra anay. Raha misy mpangalatra hiditra ve ao antanonao tsy tokony hiaro-tena ianao? Sa efa mivadika ny tany ka lasa ny tompo-trano indray no menatra satria niaro-tena fa ilay mpangalatra no manana ny marina?Tsy napetrapetra-paona ilay anarana hoe foza orana biby mitourne satria dia hita @ izao fisainana izao fa dia ny gisalahy omaketsa indray no avo vava.Lany fotoana raha ampitsahivina eto ny zava-dratsy vitan'ny TGV t@ 2009 fa alohan'ny tenenana olona aloha dia mba jereo aloha ny tenanao. Ohatra iray fotsiny hoe olona aman-jatony no maty t@ 26 janv, ary mbola tsy nahita olona nampitifitra ny mpiara-mitolona aminy ankaotra ny TGV aho teto, raha tsy mino ianao dia anontanio charles fa io namanareo io ihany no niteny an'izany, zany ve dia olona madio?


reny olona reny no entin tsy fisainana rams a, na nisy havako aza, hita fa zone roge mbola idirana ihany, fa naninona ny mpitarika no niverina, misaina izy


Par: ditaxDate: 07 février 2018 - 09:56zone rougeka rehefa zone rouge p*Tena mirefarefa @ tany le toe tsaina an-+/ , nefa dia milaza fa nahita fianarana p* daholo rehefa eny @ 13 mai hain'ireo miaramila ihany ny mandefa bombe mandatsa drano maso hanaparitahana ny olona .Za manokana dia miobo kevitra @ tompon'i Sujet : TOMPON ANDRAIKITRA VOALOHANY RAVALOMANANA tsy atody fotsiny no miandry an'iny eny raha mitonatona ho any iny (Ravalo) fa voatorala mananasy mihitsy Par: gasybabakoto >> avereno @ tompony aloha ny tanin'ireo tantsaha nalain-dravalo an keriny fony mbola izy filoha <io ary aloavo klo ny hetram-panjakana tsy voaloha hatr@ zay -+/ rehefa vita zay rehetra zay , zay ela vao mahazo mitabataba<io sinon :-sealed


AV7 : Aza Vendram-Pito ihany !!


Efa Emergence hono izao fa tsy 7 fev izany intsony no malaza a.Rehefa misy adi-seza politika de hafaro tsara ny ankizy tsy hananika lapa-panjakana intsony fa tsangambato 1 sy courone 1 isan-taona sisa....Fanotaniana kely fotsiny: Ary toa samy tsisy maty na naratra akory ny lohandohan'ny mpitolona am 7 fev 2009? -Meteza ihany ataon'ny olona fitaovana e!


Hay mba misy olona misaina ihany ao an-dapa ao ka mahafantatra hoe ny fifidianana ihany no halalana ny marina, very fotsiny ny 9 taona noho ny fatahorana fifidianana,


Lalaopoza>mba fantatr se moa ny atao hoe zone rouge sa de aporisihina otrin toto se de mande dia avy eo matimaty foana, I dada ndray ne de tena ho lany e, mihonona dieny izao