image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahba antsika rehetra ,lazaina matetika fa tsy Ravalo velively no tompon'antoka ny fitifirana t@ 07 février fa bala sendra nifandrify sa matahoatra ny horakoraka sy torak'atody ve tsy handrin'ireo zanak'i Dada sy Neny mihitsy ny hoe ahavitan'ty 07 févrierAry zahay dia mangataka ny mba hametrahana ny affaire 10 Aôut sy 07 février ho ao anaty manuel scolaire mba ahafantaran'ny taranaka aty aoriana hoe iza ireo filioha malagasy ny fandimby parmi le plus sanguinaire : Ratsiraka sy Ravalomanana klo hatreto no record raha vao resahana an'io affaire io ry babakoto isany dia avy hatrany dia masiaka be ny @ hoe :- Zone rouge io koa inona no hitonatonana any - ny tena mahatolagaga @ le hakely ny fisainana an dry zareo dia ty hoe : tsy ny olona ao an dapa hono no nitifitra t@ reny fa mercenaire avy any aoriana hono no nitifitra Tiako no manamarika eto hoe tsy tokony adino fa Ravalomanana et Ratsiraka an'isany ireo filoha Malagasy Sanguinaire (lian drŕ ) indrindra , ary tsara ny hanadinoana izany ho an'ireo taranaka any aoriana <io


Izany no izy rehefa fozaorana normal Be fa olona presque tsy ampiampy sauna loatra nom mpanafika lapa. Tena mitovy @ fanaon'ny fozaorana avy en y an-tanimbary. Milaza inona moa izay voninkazo


Sao dia tsara esorina teo kosa aza ilay tsangambato !


Misy tsy mahazaka ny bozaka fohany mihitsy le gasy an, ry zareo fototry ny fahavoazan ny firenana nandritra ny 9 taona indray no mitomany hanaterana voninkazo, za dia mino fa tsy maintsy hotsarain ny tantara izay nitarika ny gasy ho gisitra sy sempotra toy izao, aza maika, io tsangambato io , mbola hiongotra eo io , na ho ela , na ho aingana ...