image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Bjr,cocktail na gouter tsotsotra atao e.raha misimisy ny vola dia tonga dia manantona an'ny c_o_e_u_r d'a_m_a_n_d_e_s ao Ampandrana fa misy formule bdb afaka proposeny anaoSinon afaka manao commande petits fours (n_e_c_t'a_r_t ankadifotsy na p_o_t_i_n_i_e_r_e analakely) dia ampiana plateau de charcuterie, cochon de lait, tsa-tsiou, fromage... Ny boissons manamboatra jus naturel, dia mividy boissons STAR


Izahay tsy manary vary mihintsy fa raha misy ambiny eo dia na hafanaina na sauter-na atao riz cantonnais sns ohatra, fa tsy marary vavony noho izany mihintsy.Ny tenako anefa dia mparary vavony raha vao mihinana sakafo matavy loatra (fa tsy mihetsika io raha vary nafanaina fotsiny!!!)


Izaho koa dia isaky ny 3 jours vao mahandro vary fa ny eo anelanelan´izay dia mamana izay ambiny ao. Tsy mbola narary vavony izany aho aloha hatreto.


Tsy ny vary hafanaina no mankarary hoy ny pitsabo iray henoko tam radio zay, mila averina ampangotrahana tsara fotsiny dia vita, arina ny rano tavela dia soloina rano vaovao, averina sasana tsara arak'ireo hevitra ireo ambony ireo raha vary maina, ilay acide aminy no mahatonga aretim-bavony fa tsy ny vary tsy lany sanatria.