image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Bjr,cocktail na gouter tsotsotra atao e.raha misimisy ny vola dia tonga dia manantona an'ny c_o_e_u_r d'a_m_a_n_d_e_s ao Ampandrana fa misy formule bdb afaka proposeny anaoSinon afaka manao commande petits fours (n_e_c_t'a_r_t ankadifotsy na p_o_t_i_n_i_e_r_e analakely) dia ampiana plateau de charcuterie, cochon de lait, tsa-tsiou, fromage... Ny boissons manamboatra jus naturel, dia mividy boissons STAR


Bjr,cocktail na gouter tsotsotra atao e.raha misimisy ny vola dia tonga dia manantona an'ny c_o_e_u_r d'a_m_a_n_d_e_s ao Ampandrana fa misy formule bdb afaka proposeny anaoSinon afaka manao commande petits fours (n_e_c_t'a_r_t ankadifotsy na p_o_t_i_n_i_e_r_e analakely) dia ampiana plateau de charcuterie, cochon de lait, tsa-tsiou, fromage... Ny boissons manamboatra jus naturel, dia mividy boissons STAR


ambatomaro ao amin'ny YWCA zao no hitako, trano tsotra be aloha an, genre salle de classe, fa ny parking malalaka be, tokotany malalaka afaka ilalaovan'ny ankizy,sady mba sécurisé ilay toerana, hofantrano 250.000 fmg eo ho eo de manampy kely hanakaramana ny gardien hanadio.


Nanao kartazan'izany koa ny fianakams na, tsy te hisahirana ary tsy nikomandy akory, fa hevitra vao niforona tao aoriananan'ny soutenance ny zandriko. Mba andramo ny ao @ saka manga, fa tena tsara, na kpa mividiana cochon de lait (ohatra hoe ao @ superette, canard laqué komandiana miloha eny anosivavaka ao @ soleil, dia manao crudité , mb@ hors d'oeuvres, riz cantonnais (vary sy macédoine fotsiny sauter-na, dia asiana mine sao, dia ok. Hevitra ihany ireo fa ianao no mahalala ny toe-bolanareo. Mahavita be


Bonjour,Izahay dia manafŕna vary foana isamaraina, dia iny no sakafonay maraina. Vary efa nandrahoina ny alina izy io.Fanontaniana : tena manimba ara-pahasalamana ve ny mihinana vary nafanaina ?Misaotra tompoko


Bonjour,Izahay t@ mbola nipetraka tany am ray aman-dreny taloha tena tsy nahazo natao mintsy zany manafana vary zany. Dia tena tsy mba narary vavony izany mihintsy. Fa dia vary tsy maintsy tsara fatra izany no nandrahoina @ zay dia lany foana.


Varinay > misaotra.Fa mankarary vavony ve izany ilay vary afanaina ?


raha ny filazan'i dada aloha dia mankarary vavony mintsy hany ka tena sarotiny izy. Ny any amin-drafozako indray dia manao vary be am-bilany hany ka afanaina lava izao. averiny sasŕna aloha ilay vary masaka iny vao afanaina indray. zŕ lo tsy dia tia loatra.Ilay rafozan-dahiko tsy manana olana @ vavony na izany aza fa ireto vady aman-janany tena sensible be. hafa ihany ny sakafo vaovao.


ny anay ny vary raha sendra misy tsy lany (satria tena kendrena mba izay lany ihany no andrahoina) dia tsy ariana akory, fa sasana , dia ampiana vary manta dia averina andrahoina toy ny mahandro vary ihany. fa hatreto aloha tsy mbola misy hoe marary vavaony izahay ato antrano.


Izaho dia rikoriko be mahita ilay vary masaka sasana indray.Ny vary alina hafanaina maraina tompoko dia mankarary vavony, izay no tena valiny.