Ao amin'ny Josiane , ery Andrefan'Ambohijanahary , sady betsaka , mi-commande trondro ianao fa feno ny antsasaky ny vilia , fa gaga aho tamin'izay , sady tsara nahandro . Fa asa raha efa niova , ery amin'ny reso , bibliothčque nationale koa tsara .