image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Mitady aho fa toa tsy mahita an,hitako ireo mpanodina hazandranomasina atao surgélés fa e e,e


ao am leader price misy : rayon surgelé


any foulpointe betsaka, mandehana eny am plage fa manatona anao zareo mivarotra azy, am le frais tsara vao tonga avy any anaty ranomasina.


Tsy mbola nahita aho eto Madagasikara raha hoe vokatra teto fa ilay efa surgélés avy any am-pita (rehefa akaiky fety no indraindray mahita ary efa noix de Saint-Jacques).Fa ahitsiko kosa i Foul fa tsy coquilles Saint-Jacques ilay amidin'ny olona eny amin'ny plage Foulpointe fa bénitiers na dia coquille Saint-Jacques aza no ilazŕny azy !


dia ahoana fandrahoana azy io azfdtahaka ny crevette vembola tsy nihinana mihintsy,zaho koa nihevitra oe ts ahitana mihintsy eti amitsikamba hanandrana na dia surgelé aza