image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

miarahaba antsika reetra!betsaka ny sakafo tiko ao am muguetfa anisan mampiavaka an sakafon zareo ny be legume ary misy oatran sauce blanche na tsy aiko filaza azy madity fotsy inymisy oe légumes sautés zay ao amzareo servernzareo miaraka am filet de zebu,tena tsara nefa tsy matavy toa tsisy menaka akoryrecette n io no mba angatahiko,ilay legume sauté raha mba misy mahay anie!izy ilay ts misy menaka nefa matsiro maditidity iny merci


Tena matsiro tokoa ny sakafony saingy ohatry ny voredretra izany ny fahitako azy.Indray mandeha aho nihinan-kanina tao dia nisy voalavo be toy ny vanto-tsaka nandehandeha teny anelakelaky ny clients.


Salama daholoZa tena kivy sy malahelo mahita an'ny Muguet @zao fotoana. T@ mbola mpisipa t@ 25-30 ans passés dia ao foana no miditra, sady qualité no quantité nefa abordable ny prix. 1 ihany no alaina dia mangataka couvert 1 fa tena tsy lany. Raha olona 3 vao mahalany plats 2 dia ohatra anizay hatrany. Taty aoriana dia rehefa miantsena ka tara any Analakely dia misakafo ao. Mbola ni-passe ihany, fa nandeha niasa province zay dia debut 2016 nverina Tana, dia nahatsiaro ny fahiny, ndao hiditra ato. Ok, loooooooooooooooooza, voretra na trano (dallage?????? - nappe - couvert sns. Ny commande efa nalefa, dia nony tonga sady ela b koa ny service dia mody hoe misy miantso tampoka zay ka mba atao anaty barquette ny sakafo , dia nomena ireo sahirana teo akaiky ny arret 129 io.Isika zany tsy mivoatra mihitsy. Raha tsy diso ary za dia toa misy efitranom-bahiny ao ambony ao, asa mba manao ahoana.(*


JE CONFIRME, voretra be trop ao reto a!Za indray mandeha tafiditra tany andakozia fa tena saika nadoha, géné be le olona tao, za koa diso fa nitady toilettes...Tena maloto be ange reto na ny lakozia na ny mpahandro e!Dia efa voa koa zahay indray andro, lasopy nisy kadradraka!BEURK be, c'est bien dommage....


ka zay tsy miraharaha izany e! fa izahay hihinana ao foana! fa ny fanontanian'ilay tompona sujet ange dia hoe mba mangataka ny recette ny ilay sauce @ légumes fa tsy fanaratsiana e!


kaileanona>>> F'angaha moa nisy nanakana tsy hihinana ao e !!!Milaza fotsiny ireo efa tao hoe voretra dia voretra izany. Raha tsy dia tianao ilay fanakianana eto, dia tonga dia manontania an'io Restaurant io hoe : Inona io karazana sauce ataonareo io fa milay ?Mety ilay lotony koa no mampatsiro azy !!!


recete sinoa mampiasa fé*****e dé fé***e de manioc iny, endasinao ny légume dia efa kely sisa dia vita dia ararakao ao ny fé*****e 1 sotro natao t@ rano iray kaopy


Tena niova be tokoa raha izany filazanareo azy izany , ka tsy ilay tomponny taloha intsony , ilay métis sinoa iny(efa maty) no manohy fa efa mety olona nandray ny affaire fotsiny dia tsy ao mihintsy .


Toa zanany ihany io, tsara ny sakafo sady mora, saingy nisokatra ilay rideau ao -dakozia io fa dalle mainty be no hitako tampoka. Fa dia mbola niverina indray aho t@ heriny nahatsiarotsiaro, fa tsara e