image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Bonjour daolo,Aiza eto Tana kay no ahitana koba aina ? de otrinona n vidiny ?merci


eny @épicerie, ny vidin ndray no tsy aiko fa otran mora


ngah le koba aina ts otran le koba voanjo anaty ravin'akondro ireny ? fa otran ahona ny pôziny le izy kay ?


Bonjour, ilay koba aina ve mety ho an'ny zaza 13 ans atao sakafo maraina, tsy mety mihinana sakafo maraina io zanako io fa kamo tsy te hihinana hoe dia mandeha amin'izao ka sao dia io no tiana