image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 11916

Na dia fiafiana aza ny tokantrano , na ny lahy aza ny lohany ao antrano! manana ny toerana mendrika azy ny vehivavy ary misy limitiny fona n fandeferana! koa mifanaja ary mifankatiava fa izany no mahatsara ny tokantrano

Madefitra ny vadinao satria zay no hafatra ny olon-dehibe oe mila mandefitra ao antokantrano an ... sns ka d mandefitra izy satria tia! tadidio anefa fa tokotrano vao io ka tsy aharitra ela zany fandeferanabe zany fa refa lasan'ilay zalahy hafa mavita manambitamby sy tsy manpijaly azy izy d aza mitady lavitra hoe in no antony ... ENAO NO MANIMBA NY TOKATRANONAO

Mahaiza mamaly fitia e!

Tsy betsaka ny vhv mandefitra fa tsinjovy raha toa manana ianao