image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Salama, zao ny olako mba ilako toro-hevitra aminareo ato: En concubinage izaho sy ilay renin-janako efa ts de nilamina nandritra ny fotoana elaela ny fiarahana fa hatreto na de nisy aza ny olana ts de goavana angamba fa androany nirava avy niasa aho dia tsy tao intsony izy mianaka tsy nisy fampilazana tamiko ny nitondrany ny zanako 1 an mahery, vitako reconnaissance io zaza io ary tena zanako ka ny fanontaniako de izao manana droit ve Aho hanenjika ny reniny @lalana noho io fihetsiny io satria en tant que tuteur ny tenako manana zo hahalala ny teorana alehan'io zanako io fa ts izy irery manapaka an'izany sanatria misy mahazo io zanako io any @toerana itondrany azy any tsy afaka miala aho...tafiditra anatin'ny enlèvement d'enfant ve izao ataony izao satria tsisy accord entre anay roa ary ts menace ho an'io zanako io mitsy aho ka hoe hitarika azy hitsoaka?


Mihezaha mifanaraka: ny ho avin'ilay zaza jerena na ts iaraka intsony ary ianareo! tadidio fa ny zaza foana no victime amin'io