image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

izaho lehilahy efa be ny tantara nandalovana fa dia samihafa foana ny fanaoko @izay miraka amiko vaovao, satria tsy tiako averina na dia neveriko aza sy ninoako fa tena izay nataoko lasa izay no atao hoe fitiavana.Ka mipetraka ny fanontaniako hoe tiako amin'ny ahoana moa ianao izay miaraka amiko @zao farany io, kanefa maro ny zavatra nofohanako tsy naveriko intsony fa ry zareo taloha no nahazo azy, be no hitandritandremako be satria matahotra ny ratram-po hoavy avy @nao indray koa aho, tsy amerina intsony aho.


Za vhv miteny anao an: mila mijoro ianao mb ho fantany ny mety aminao ²