image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Za lehilahy,boriboriko daholo ny chiffre ze lazaiko eto mety mihaotra mety latsaka sao mijery an'ity ilay ramatoa dia fantany 16 ans de mariage,zanaka 3,miasa aradalana izahaySomary lava ityzanaka 2 t@ zany,nitady zaza fanampiny,sarotra,ela nanao traitement.lasa nisintaka aho 4 mois,marihiko kosa fa nifanerasera ihany izahay noho ny zaza,miara mamelona,miantoka ny ecolage sns,rehefa te hiaraka dia mifampiantso dia hainareo ny tohiny.Bevohoka izy,nalamin'ny olona lehibe sasany ny probleme,nifamerina,teraka ny zaza,ok iny.tratrako nampirafy ny vadiko 2 taona taty aoriana izay marihiko fa olona niasa nanao zavatra tao aminay ihany le bandy.Fantako ny vadiny dia tonga dia natsoiko,nifanazava teo ,asa ze niafarany ny azy tany efa nikarakara hampiditra divorce za fa noho ireo zaza ireo sady marihiko fa mbola tiako izy dia namela azy za.Nankarary ny lohako ny nieritrerita an izany satria sarotra ny manadino,na dia nianiana t@ izay azo nianianana rehetra izy fa vao flirt fotsiny fa mbola tsy nanao t@ le bandy,nga oa io misy compteur sa tableau kilometrique?fa bon tsy maintsy nandam za satria tiako ny zanako.Nanomboka nivoaboka za,mirevy miaraka @ akama,alimpody matetika rehefa week end,matetika mamo ary tsy nijanona sady tsy tapakevitra ny hijanona raha tsy nisy ity tranga manaraka ity.t@ taona lasa iny tratrako nampirafy ndray,ary tena naknany @ chambre mintsy,efa niaraka ataokao ngamba oe au moins 1 ans izy sy le bandy,izay tsy ampoizina mitsy oe de ity bandy ty ve de nampirafisinao ana?ny nahitako azy de zao:nisy volana t@ iny taona iny le ankizy tsisy tao antrano fa natory tany @ dadabeny tany,t@ 8h de nanao,gaga za fa tonga de otran'ny malama be zany,ohatra ilay hoe efa nanao fanindroany.vao vita ny natao de no encaisser ko,tefaka sns nibaradaka sady efa nampanarahako ol koa dia hitan'ny le ol le chambre fandehanany.Tsy afaka nanda intsony nitsotra ny marina rehetra.Nifona nilela paladia,satria fantako daholo ny secret ny rehetra any @ fiasanany any ka raha apoakako dia vita ny aminy,nefa raha hanao an'zany ve za de tsy naman'ny mamaono tena @ zao fiainana sarotra izao?,marihiko eto koa fa izy be karama noho izaho saingy ny zavatra natsangana dia za no 70%.Ekeko fa zaza 7 tsy mahafehy trano,saingy ilay zanako 1 misy probleme,tsy afaka misaraka intsony za noho ireo,satria:1-efa investissement betsaka no laniko tao,firy taona za niasa vao nahavita an'io2-le zanako misy probleme goavana3- za efa + de 40 (le ramatoa + 38) tsy te ary tsy afaka hanao depart 0 indray.Ny decision noraisiko de zao:namela azy indray za (noho ireo antony ireo) manomboka miezaka ary tsy mirevy miaraka @ akama intsony zao,tsy misotro mintsy ny marina sns..very ny investissement ko ra hisaraka satria ny hafa ndray no mitavana na oe mizara 2 aza ireo zavatra ireo,@fomba ahoana moa no hanomezako ny fananako ho an'ny ol hafa?tokony ho lovain'ny zanako manontolo ve ireo dia homeko ol hafa satria mety haka vady izy sns avy eo?ka raha miteraka ireo dia tsy maintsy mpandova avy @ reniny ny zanany?tsia a!aleo ho an'ny zanako irery satria niasa mafy za vo nahzo an'ireomody nataoko tsy nisy tohiny tsony iny zavatra iny,saingy kosa mijery za oe raha mbola omen'ny ao ambony fahasalamana ny hanao zavatra hafa ho ahy manokana,efa nanao compte bancaire 1 izay tsy fantany,tsy mandany vola @ rendrarendra intsony fa manao economie mafy be satria hoy za oe raha mbola misy zao mantsy azy dia zay vo tena vita ny antsika,saingy aona moa no inoako fa tsy hamerina izy?jamais deux sans trois hoy ny vazaha,miandry ny zaza lehibe za ka enga anie ka tsy hanao ny toetra ratsiny izy fa raha misy izany dia efa manomana ny fialako za zao.Efa ho ampy ho an'ny zanako izay ao.hiala za raha sanatria.Mody miezaka za mitia azy,tsy mampiseho alahelo,tsy tezitra ataoko hitany koa fa arahako maso izy na @ phone na ol manaramaso azy fa saingy ny ao ampoko kosa dia efa presque cancer angamba,na ny mijery azy aza in 1-1 mrikoriko ana.za mbola tsy nampirafy azy mihintsy h@ zay fotoana izay,@ maha lehilahy moa rehefa miasa any @ sisiny de mahita vehivavy fa c'est pour le plaisir fotsiny fa sans suite.Manomboka izao kosa dia hanao vengence maxi za,ze nataony tamiko no hataoko,mbola tsy haiko na ho hataoko fantany na tsia fa mbola dinihina sao fantatry ilay zaza tsy normale ka hampitombo ny mahazo azy fa vao hanomboka za zao,hanao sipa za fa tsy hanary ny tokantranoko satria tsy ho calme mintsy zany fahatezerako sy alaheloko zany ra tsy dent pou dent.Izay no entiko manomboka zao taona vaovao izao1-Diso ve za manao izany?za aloha tsy maintsy hanao na iza hanakiana saingy misaotra ho an'izay manoro hevitra fa tsy vitako ny misaina irery @ izao2-tsy afaka hamelona ireo zanako ireo za raha mbola tsy stable emotionnelement3-mitady sy mihary mafy dia mafy za zao,ny vola hono no maha olonaHo an'izay rehetra mitovy cas amiko dia izao no ataoko antsaina sao mahasoa entiko hiatrehina ny fiainanaSUIS BLESSE,A GENOUX FA MBOLA AFAKA MITSANGANAMisaotra antiska namaky.


Normal be ilay hoe hanao vengeance fa sur ve ianao fa tsy hanampy problème indray izany ? Sur ve ianao fa tena hitony ny fonao après ?
Raha mbola ny zaza ny priorité-nao dia aleo r'ise hilamina a. Indrindra raha mbola par vengeance no hiaranao @olon-kafa.


Mahereza fona namana a


Misy tsy mety tokony ahitsy ao amzay mb tsy simba le tokantrano


Izay tia valifaty dia mizaka fahoriana! mitandrema vo manao zavatra