image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 27

Nifoha nipipi izaho halina, dia henoko ny vadiko manonofy miteny hoe : jessica, aza atao an'izany aho. Gaga be izaho dia nanontany azy. Dia hoy izy hoe, mpiara-miasa aminay izany. Nefa ao am-piasanany tsisy an'izany Jessica izany fa fantatro daholo satria orinasa kelikely ihany.

Tiako hanontaniana hoe mampiarafy ve izy ? Sa i inona no mahatonga ny lehilahy tafateny anarana vehivavy otr'izany anaty nofy ?


Jessica Alba izany nofisiny izany fa aza dia taitaitra.


Ita fa mapirafy zan kou


Aza mody ts mahita eo e! Bandy ve d anonofy vevavy amzao ftsn!
Sokafy ny maso d amboary n saina f mis birao afa any


Mila tonga saina fa zany kou d ts tsapanao oe ef lasa lavitra mitsy!