trop >>> Raha ny fahitŕko azy dia sarotra ihany ilay cas misy anao... rehefa ny vehivavy mantsy no tsy rototra am-boalohany dia efa tsy any aminy 'zay ilay lŕlana, mety hoe "nanintona" anao izy, marina izany saindy tsy izay manintona rehetra akory dia afaka novadiana ( sinon la polygamie serait l'idéale).Satria soyons sincčres qu'il y a tout le temps des meufs qui attirent les hommes, malgré qu'ils soient déjŕ mariés hein... donc, tsy any ilay tokony ho izy (formule érronée)Tadiavo izay mahasambatra anao eo amin'ity fiainana ity, fa tsy natao hijaly ny olombelona..