• Cours de change
  • 4 399,93 AR
  • |
  • $3 987,83 AR

Flash Actu

Jeudi, 07 Novembre 2024

Nanolotra dabilio miisa 100 ho an'ny CEG Amboatavo sy ny Lycée moderne Ambohidrapeto ny Faritra Analamanga omaly, ho fanampiana ny tontolon'ny fampianarana.

15:06

Voatendry ho talen’ny « Fonds LOVAKO - Loharano Otrika Vola ho An’ny KOlontsaina i Narijaona Elda, na i Dah'Mama, araka ny didim-panjakana nolanian’ny filàn-kevitry ny minisitra, omaly.

13:45

Lasan’i Madagasikara ny toerana faharoa, anankiroa, amin’ny fifaninanana COPISTE2024, izay nokarakarain’ny fandaharan’asa ENFA-OI an’ny Vaomieran’ny Ranomasim-be Indianina sy ny Vondrona Eoropeana.

12:01

Fanjifana : Ampy ho an’ny mpanjifa ary ahafahana miatrika ny maitso ahitra ny vary. Manana tahirim-bary fotsy 95000 taonina isika ankehitriny. Mbola misy 79000 taonina koa ho tonga.

11:01

Ministeran'ny Raharaham-bahiny : Voatendry ho Masoivohon'ny Repoblikan'i Madagasikara any Etazonia i Lantosoa Rakotomalala.

10:02

Mahatratra hatramin’ny 2.400 ny isan’ireo mpitsidika ny Rovan’i Madagasikara isam-bolana. Misy ny fametrahana ny paikady fiarovana manaraka ny fenitra hahafahana miaro io toerana io.

09:01

Tsy misy velively ny fanondrotana ny tahan'ny hetra alaina amin'ny IRSA amin'ny taona ho avy, araka ny fanambaran'ny Lehiben'ny Governemanta, Ntsay Christian

08:11

Maripana androany 7 novambra : Antananarivo 15/30, Antsirabe 15/30, Fianarantsoa 17/31, Toliara 23/34, Toamasina 22/32 Mahajanga 23/35, Sainte-Marie 22/31, Antsiranana 23/34, Nosy-Be 23/34

05:34

Rui Orlando Ferreira De Ceita Da Silva Xavier, nouvel ambassadeur de l’Angola à Madagascar, a remis ce jour les copies figurées de ses lettres de créance à Madame Rafaravavitafika Rasata, ministre des Affaires étrangères.

18:01

Niteraka fahavoazana ho an’ny olona maherin’ny 1,3 tapitrisa isan-taona ny loza voajanahary izay nianjady tamin’i Madagasikara teo anelanelan’ny taona 2000 hatramin’ny taona 2003.

17:00

Nihaona tamin’ny minisitry ny Angovo sy ny Akoranafo, Olivier Jean-Baptiste, omaly, ny masoivohon’i Sina eto Madagasikara, Ji Ping. Niompana tamin’ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny sehatry ny angovo ny dinika nifanaovana.

16:03

La ministre des Affaires étrangères, Rafaravavitafika Rasata, a reçu aujourd’hui les copies figurées des lettres de créance de SEM Attila György Horváth, nouvel Ambassadeur de Hongrie à Madagascar, avec résidence à Pretoria.

15:01

Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana : voasokajy ho laharana faha-4 maneran-tany amin’ny tsifanjariantsakafo i Madagasikara, noho ny tahan’ny fahantrana izay efa mahatratra ny 75,2%-n’ny mponina.

14:05

Mikatona amin’ny 11 ora ny biraon’ny CNaPS eto Antananarivo sy ny manodidina, rahampitso alakamisy 7 novambra 2024.Miverina misokatra amin’ny ora mahazatra izany ny zoma 8 novambra.

13:07

Efa nigadona omaly, any Kigali Rwanda, ireo tanora misolo tena an'i Madagasikara mandritra ny "YouthConnekt Africa Summit 2024", izay tanterahina ny 8 hatramin'ny 11 novambra 2024.

12:04

L’association Médecins de l’Océan Indien (MOI) lance sa 70e mission humanitaire à Madagascar, du 11 au 22 novembre 2024. Plus de 50 professionnels de santé bénévoles offriront des soins gratuits à plus de 10 000 personnes.

11:01

Nanadio ny araben’ny Fahaleovan-tena ao Toamasina ny ekipan’ny Makua Festival sy ireo piara-miombon’antoka niara-nanatontosa ity hetsika ity, niraka tamin’ireo mpanakanto sasany nandray anjara.

10:06

Fahasalamana : Dokotera iray misahana olona 500. Misy toerana lavitra renivohitra maro tsy manana dokotera, ka ny mpitsabo mpanampy sy ny mpampivelona no misahana ny asa fitsaboana rehetra.

09:00

CUA : Hifarana rahampitso 7 No­vam­bra ny iray volan’ny he­tra eto Antananarivo Renivo­hi­tra. Hisy ny fampiharana ny sazy ho an'izay tsy mpandoa hetra.

07:53
Voir Plus

Le domicile du Youtubeur Inoxtag cambriolé dans les Yvelines

07/11/2024 15:25

Le Youtubeur Inoxtag a été victime d'un cambriolage à son domicile à Poissy (Yvelines) mercredi, a appris l'AFP jeudi de source policière.

« Harcèlement » any am-pianarana : tsy azo hamaivanina

07/11/2024 14:46

Mety ahitana trangana « harcèlement » avokoa na eny an-dalàna, toeram-piasana, fiangonana, sekoly… Isan’ireo mila arahi-maso akaiky ankehitriny ny « harcèlement » any an-tsekoly. Miseho amin’ny endriny maro izany ary maro ny vokadratsy aterany, indrindra eo amin’ireo ankizy iharan’izany ?

Fomba fanadiovana ny vera mba hadio sy hangirana tsara

07/11/2024 10:07

Isan’ireo fitaovana ao an-dakozia sarotra diovina ny vera. Raha ratsy dio tokoa mantsy izy ireny dia mora hita mifariparitra ny tasitasy eo aminy, indrindra ireo tasina menaka. Ireto manaraka ireto ary ny torohevitra sy fomba atao hanadiovana ny vera sy hampangirana tsara azy ireo.

Les drones, arme incontournable du combat naval moderne

07/11/2024 09:27

Des essaims de micro-drones à l'hélicoptère autonome en passant par une arme pour "griller" les engins ennemis: l'innovation dans le combat naval passe par les drones, omniprésents au salon de défense Euronaval à Villepinte, près de Paris.

Le Canada ordonne la fermeture de la branche locale de TikTok, mais l'application restera accessible

07/11/2024 03:37

Le Canada a ordonné mercredi la liquidation de la branche canadienne de TikTok, citant "des risques précis pour la sécurité nationale", mais sans interdire pour autant l'accès et l'utilisation de l'application dans le pays.

Trump, de nouveau sous-estimé par les sondeurs

07/11/2024 02:37

Pour la troisième élection présidentielle américaine d'affilée, les sondages ont sous-estimé le vote pour Donald Trump, qui demeure difficile à évaluer malgré une légère amélioration des enquêtes d'opinion.

Record du bitcoin à plus de 75.000 dollars, propulsé par la victoire de Trump

06/11/2024 23:37

Le bitcoin a dépassé pour la première fois la barre des 75.000 dollars mercredi, dopé par la perspective d'un assouplissement réglementaire favorable aux monnaies numériques qui pourrait être mis en place par Donald Trump, à son retour à la Maison Blanche.

Elon Musk, l'autre grand vainqueur dans l'ombre de Donald Trump

06/11/2024 23:12

Si Donald Trump a largement remporté l'élection présidentielle américaine, le milliardaire Elon Musk, qui avait tout misé sur lui, apparaît comme l'autre grand vainqueur du scrutin.

Pour Fox News, une soirée électorale très réussie

06/11/2024 22:12

Il y a quatre ans, la chaîne préférée des conservateurs américains Fox News avait frappé un grand coup en prédisant plusieurs jours avant ses concurrentes la victoire de Joe Biden en Arizona. Dans la nuit de mardi à mercredi, elle a encore devancé de plusieurs heures ses rivales en annonçant la victoire finale de Donald Trump.

Casinos en ligne: le ministre du Budget lance la concertation avec le secteur

06/11/2024 21:07

Le ministre du Budget Laurent Saint-Martin a lancé mercredi une concertation sur l'ouverture des casinos en ligne, à la suite du retrait par le gouvernement d'un amendement au budget 2025 visant à les légaliser.

Fianarana : torohevitra hanampiana ny zanaka amin’ny enti-mody

06/11/2024 16:47

Isan’ny zavatra mampiferotraina ny ankizy sy ny ray aman-dreny ny fanaovana ny enti-mody. Matetika moa dia miafara amin’ny tabataba sy ny ranomaso izany rehefa samy vizaka ny andaniny sy ny ankilany. Ireto ary misy torohevitra vitsy hanampiana ny zanaka amin’ny fanaovana ny enti-mody am-pazotoana sy am-pitoniana.

Marary an-doha vao mifoha : inona no mety ho antony ?

06/11/2024 16:16

Zavatra mety mitranga tokoa ny hoe vao mifoha maraina dia marary andoha. Sady marary moa no mety manimba ny tontolo andro tokoa moa izany. Fa inona tokoa ary ireo antony mety mankarary ny andoha vao maraina ?

Rano tapaka : inona no vahaolana amin’ny fanasana ny lamba ?

06/11/2024 15:15

Sahirana amin’ny tsy fisian’ny rano tokoa ny ankamaroan’ny ankohonana eto Antananarivo amin’izao fotoana izao. Maro moa ny olana aterak’izany, toy ny fahasahiranana amin’ny fanasana ny lamba. Ankehitriny efa misy ireo karazana « pressing » izay isan’ireo vahaolana manala fahasahiranana.

Miala sigara : ireo zavatra mitranga eo amin’ny vatana

06/11/2024 13:35

Marihana isan-taona mandritra ny volana novambra ny volana hiadiana amin’ny paraky sy sigara. Efa nambara ombieny ireo vokadratsy ateraky ny fifohana sigara raha tsy hitanisa afatsy ny homamiadan’ny avokavoka, ny fahasemporana, ny fahatapahan’ny lalandrà… Fa inona tokoa moa ireo zava-mitranga eo amin’ny vatana rehefa mijanona tsy mifoka sigara intsony ?

Vehivavy natao "ligature des trompes" : Mety mbola afaka miteraka ve ?

06/11/2024 13:22

Tsy vitsy ireo fanontaniana mipetraka mikasika ny mety mbola fahafahana miteraka ho an'ireo nanao "ligature des trompes". Raha mitady zaza indray noho ny antony samihafa, mbola misy azo atao ve ?

YouTube, "première chaîne de télévision en France", pour sa directrice générale

05/11/2024 21:07

A quelques mois du 20e anniversaire de YouTube, plus question d'être cantonné aux vidéos sur smartphones: il faut désormais considérer la plateforme "comme la première chaîne de télévision en France", affirme sa directrice générale Justine Ryst dans un entretien à l'AFP.

En Afrique du Sud, le prince William annonce un soutien financier pour les rangers africains

05/11/2024 20:57

Le prince William a annoncé mardi, lors d'une visite en Afrique du Sud, l'octroi d'un soutien financier et de formations pour les gardes forestiers africains.

Soupçons de fraude fiscale: le géant Netflix perquisitionné à Paris et Amsterdam

05/11/2024 17:22

La filiale française à Paris et le siège européen de Netflix à Amsterdam font l'objet mardi de perquisitions dans le cadre d'une enquête ouverte fin 2022 sur des soupçons de fraude fiscale et de travail dissimulé.

Fomba tsotra fanaovana salade niçoise

05/11/2024 16:11

Rehefa vaninandro mafana toy izao dia sakafo mampangatsitsiaka no tena ankafizin’ny maro. Ny salade niçoise dia sady ara-pahasalamana no matsiro sy maivamaivana tsara hoanina amin’izao andro mafana izao. Atoro eto ary ny fomba tsotra fanaovana azy ao an-trano.

Torohevitra hitahirizana ny tongolo tsy ho simba

05/11/2024 15:27

Maro ny tokantrano misafidy manao « provisions » na tonga dia mividy ireo sakafo manta ho handrahoina mandritra ny andro maro. Anisan’ireo sakafo vidiana betsaka amin’izany ny tongolo. Raha tehirizina mandritra ny andro maro nefa ireto farany, indrindra ireo tsy maina tsara, dia mety ho simba raha tsy hay ny mitahiry azy. Ireto manaraka ireto ary misy torohevitra vitsy hitahirizana ny tongolo mba tsy ho lo na haniry.

Les Partenaires