Flash Actu
Lundi, 27 Avril 2026
Voir Plus
Les derniers articles
Banky Foiben'i Madagasikara - Une nouvelle agence inaugurée à Antsirabe
Les Partenaires
Hanatanteraka hetsika fihaonambe, eto Antananarivo, ireo mpamokatra angovo avy amin’ny herin’ny masoandro, ny 30 aprily ho avy izao. Fotoana io hampahafantarana ireo tetikasa misy sy hanombohana fiaraha-miasa vaovao.
Célébration de la journée mondiale de la presse 2026 : Rendez-vous pour un conférence-débat sur la protection des lanceurs d'alerte, demain 28 avril à 9h, à l'IVOTORO Nanisana
Madagascar Airlines recrute quatre agents de vente et d'escale pour Morondava, Toamasina, Sambava, Fort-Dauphin. Date limite de candidature le jeudi 07 mai 2026.
Tafiditra ao anatin'ny tetikasan'ny fitondram-panjakana ny fanamboarana ny Tobilehibe Farihimena, araka ny nambaran'ny filohan'ny Fanavaozana, nandritra ny fitsidihany ny FLM Antsirabe, omaly.
Vita ny fanarenana ny fefin'ny fonjaben'i Toamasina, izay ravan'ny rivo-doza Gezani. Ny Faritra Atsinanana no nandray an-tanana ny fanamboarana izany, ary noraisina tamin'ny fomba ofisialy tamin'ny faran'ny herinandro ny fotodrafitrasa.
Nisy nandoro omaly alina ny Rovan'Ambohidratrimo. Miorina eo amin’ny iray amin’ireo tendrombohitra 12 masina eto Imerina ity harem-bakoka ity ary eo ambany fitantanan’ny Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.
Vinan'ny toetry ny andro : Hibaliaka amin’ny ankapobeny ny masoandro saika manerana ny Nosy, izay hialohavana zavona indraindray ny atitany. Manodidina ny 11 - 25 °C ny maripana ny maraina ary eo anelanelan’ny 24 - 38 °C ny tolakandro.
Fivoaran'ny valanaretina mpox - 25 aprily 2026 : tranga voamarina vaovao : 8, ka tany Antsiranana ny 3, Antsohihy ny 1 ary 2 avy teto Antananarivo renivohitra sy Mahajanga. Tranga ahiana vaovao : 3.
Navoaka tamin'ny fomba ôfisialy, omaly 25 aprily 2026, ny boky momba ny kabary am-panambadiana mitondra ny lohateny hoe : Aharihary, nosoratan-dRamarolahy Maholy Nirilala. Ny minisitry ny serasera, Gascar Fenosoa, no nanao ny teny fanolorana ny boky.
Fanatsarana ny rafitry ny fahasalamana : Nanolotra fitaovana sy kojakoja ara-pitsaboana mitentina 709 609 dollara amerikanina, ho an'ny ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka ny OMS, nandritra ny fanamarihana ny andro eran-tany iadiana amin'ny tazomoka.
Miisa 2 966 ireo mpianatra efa nivoaka teo anivon’ny Sekolim-pirenena Manofana ho Mpandraharahan'ny Fonja (ENAP) hatramin’izay nijoroany. Miisa 400 mianadahy ireo vao nahavita fiofanana ka navoaka ofisialy teny amin'ny ENAP Antetezambaro Toamasina.
15% hatramin’ny 30% ny tahan'ny fahaverezan'ny vary aorian'ny fijinjana, any Vakinankaratra. Azo ahena ho 5% anefa izany, hoy ny ministeran’ny Fambolena sy ny Fahavitan-tena ara-tsakafo, amin'ny alalan'ny fampiasan'ny tantsaha fitaovana mekanika.
Fananganan-tsaina : « Rehefa mandeha ny hiram-pirenena dia apetraho eo amin'ny fo ny tananao. Fihetsika tsotra, maneho fanajana sy fitiavan-tanindrazana », hoy ny fanentanan’ny avy eo anivon’ny Fiadidiana ny Fanavaozana.
La délégation malgache de la CanCham s’envole pour le Canada, ce jour, dans le cadre de la MECC 2026, afin de développer partenariats, explorer des opportunités commerciales et renforcer la coopération économique bilatérale.
Toetry ny andro ao anatin'ny telo andro ho avy : Hisy fiakarana kely ny mari-pana ambony indrindra any amin’ny ilany atsinanan’i Madagasikara. Hisy fidinana kosa ny mari-pana ambany indrindra any amin’ireo toerana izay hahitana zavona.
Championnats d'Afrique de Judo - Nairobi : Laura Rasoanaivo a décroché une médaille de bronze, dans la catégorie des moins de 70kg
Antsirabe : Tontosa androany 25 aprily ny fitokanana ny toerana vaovao hahitana ny sampan’ny Banky Foiben'i Madagasikara. Tafiditra ao anatin’ny politikam-panjakana momba ny fitsinjaram-pahefana izany.
Andravoahangy : Nanatanteraka fanadiovana tatatra ny fanjakana, ny mpiara-miombon’antoka ary ny mponina eny an-toerana.
Madagascar participera aux Championnats d’Afrique de lutte olympique chez les jeunes et les seniors, prévus à Alexandrie du 27 avril au 5 mai.
Microsoft et OpenAI ont annoncé lundi la fin de l'exclusivité de distribution dont bénéficiait le premier pour les modèles d'intelligence artificielle (IA) du second, qui va pouvoir vendre son IA directement via d'autres prestataires.
Une chanson qui évoque sans le dire l'attentat de la Promenade des Anglais et un refus obstiné de s'expliquer: Freeze Corleone, qualifié par le parquet de "Dieudonné du rap français", a été condamné lundi à Nice à 15 mois de prison avec sursis pour apologie du terrorisme.
Le rappeur Freeze Corleone a été condamné lundi à Nice à 15 mois de prison avec sursis et 50.000 euros d'amende pour apologie du terrorisme dans une chanson suggérant une référence à l'attentat du 14 juillet 2016.
Maro amintsika no manafangaro ny viriosy, bakteria sy katsentsitra (parasite) rehefa miresaka aretina. Tena samy hafa nefa izy ireo, na amin’ny toetrany izany na amin’ny fomba fiasany. Ny fahafantarana ny mampiavaka azy ireo dia manampy antsika hahafantatra tsara kokoa ny aretina aterany sy ny fitsaboana mifanaraka aminy.
Matetika isika dia mieritreritra fa ny sakafo dia mifandray amin’ny lanja sy ny fahasalamana ara-batana fotsiny ihany. Raha ny marina anefa, ny zavatra hohanintsika dia misy fiantraikany mivantana amin’ny fiasan’ny atidoha sy ny toe-po ihany koa. Ny fahatsapana reraka, mora tezitra, mitebiteby, na koa mazoto sy falifaly… dia mety ho vokatry ny sakafo hoanintsika isan’andro avokoa.
La Chine a annoncé lundi qu'elle bloquait l'acquisition, par le géant américain Meta, de Manus, agent d'intelligence artificielle (IA) conçu par une startup chinoise aujourd'hui basée à Singapour, sur fond d'intense rivalité technologique avec les Etats-Unis.
Un Français âgé de 18 ans a été inculpé pour atteinte à l'ordre public à Singapour, où il risque la prison pour avoir léché une paille avant de la replacer dans un distributeur de boissons, selon des documents judiciaires publiés lundi.
Un tribunal fédéral californien accueille lundi la sélection du jury qui doit examiner l'affaire intentée par Elon Musk contre un autre capitaine de l'industrie IA américaine, Sam Altman, qu'il accuse d'avoir trahi la vocation non lucrative d'OpenAI qu'ils ont créé ensemble.
Un technicien est décédé dimanche à Rio de Janeiro dans un accident survenu lors de l'installation de la scène ou l'artiste colombienne Shakira doit donner un grand concert gratuit le 2 mai, ont indiqué les autorités et organisateurs.
Smoking et coups de feu: samedi, le grand gala annuel de la presse à Washington, en présence de Donald Trump, a basculé quand un homme armé a tenté d'en forcer l'entrée.
Le président de la commission d'enquête parlementaire sur l'audiovisuel public, le député Jérémie Patrier-Letus (Horizons), a appelé samedi ses membres "à la plus grande retenue" avant le vote de lundi sur le rapport issus des travaux.
L'Arcom a adressé une "mise en demeure" à France Télévisions et Radio France en raison d'"allégations" formulées à l'antenne par une journaliste qui avait notamment accusé le maire de New York de ne pas avoir condamné le 7-Octobre, selon une décision publiée vendredi.
Plusieurs dizaines de manifestants se sont rassemblés vendredi à Tunis pour défendre la liberté de la presse et en soutien au célèbre chroniqueur franco-tunisien Mourad Zeghidi, en détention depuis 2024.
Suppression de la chaîne jeunesse France 4 et de la radio Mouv', fusion de France 2 et France 5, et une stricte neutralité imposée aux figures de France Télévisions et Radio France font partie des mesures préconisées par le rapporteur de la commission d'enquête sur l'audiovisuel public, le député UDR Charles Alloncle.
La porte-parole de la Maison Blanche, Karoline Leavitt, a fait savoir vendredi qu'elle était sur le point de partir en congé maternité pour accueillir son second enfant.
Des figures du cinéma et du monde du spectacle ont assisté vendredi aux obsèques de l'actrice Nadia Farès à Paris, dont le réalisateur Claude Lelouch qui lui a rendu hommage, a constaté un photographe de l'AFP.
La start-up canadienne d'intelligence artificielle Cohere va acquérir son homologue allemande Aleph Alpha pour se faire une place sur un marché largement dominé par les Etats-Unis et la Chine.
Amin’izao faran’ny herinandro izao dia entina amintsika eto ny fomba fanamboarana « crumble aux pommes ». Tsindrin-tsakafo avy any Angletera izay tena matsiro ary mety amin’ny ankizy sy ny lehibe izy io. Tsy mila akora sarotra hita ny fanaovana azy ary tsy sarotra ihany koa ny fikarakarana. Araho àry !
Zavatra ara-dalàna ary ilaina mihitsy ho an’ny fitomboan’ny zaza ao an-kibo ny fitomboan’ny lanja mandritra ny fitondrana vohoka. Misy fotoana nefa izy io mety mampanahy ny bevohoka rehefa miakatra haingana loatra, miadana loatra, na miovaova be. Rehefa ahoana àry no ara-dalàna ny fiovaovan’ny lanja mandritra ny vohoka ary rahoviana no tokony hanahy ?
L'ampleur "extrêmement préoccupante" du piratage de la messagerie Signal remet en question la sécurité des communications au sein du Parlement allemand, a dit vendredi à l'AFP un responsable parlementaire, une cyberattaque qui affecte aussi les milieux diplomatiques, militaires et médiatiques.
Moovnaute