salama e!
tamin'ireny fotoana nampamaiva ny aretina covid19 ireny dia nozarana ilay tambavy CVO(ilay anaty fonosana) izahay tao ampiasana dia nitanika ka nisotro , izahay tao antrano moa dia salama tsara daholo fa mba nisotro e koa ny tsapa dia niha maivany ny ANGADRANO rehefa nisotro nandritra ny erinandro izahay dia hatramin'izao dia misotro fa tena mety ilay izy ny an madamako aza anasany loha fa tena mety be manala ilay loko somary mena vokatrin'ny fanala na masoandro be iny ilay izy.
NB: atao bain
Salama e
sao dia misy mivarotra na mahita mpivarotra console de jeux POLISTATIONE (mbola vaovao) le misy discete reny dia otrinona
misaotra
salama
inona kay no analana ireny "ody tsy tia mainty ireny"
tsy nanana olana tamin dadako za fa ny vadiny no mifamaly amiko matetika
miaro ahy foana i dada dia tsy tezitra ilay mamakeliko io ary namoaka vava tamiko izy fa hataony tsy tia ahy intsony i dada.
gaga aho fa amin'izao i dada raha vao mahita ahy dia tezitra ary mila ady foana.
rehefa any ampiasana nefa izy dia tsy miova fa tsara fanahy amiko fa rehefa any amin'ny vadiny dia tena tsy tia ahy izy.
inona no hatao
misaotra.
salama. lehilahy za
Tsy te hampirafy aho nefa koa tsy te hividy makorelina....
Efa 5 taona izao no nanambadiako, tato anatin'ny 6mbolana teo nefa dia gaga aho fa tsy te hiray amiko intsony ny vadiko tsy mety ex intsony izy nefa za takisinany fona amin'ny alina.
rehefa nanontaniako izy dia nilaza fa tsy te hano fotsiny hono izy.
mba omeo solution misaotra