mivavaha d hahita ny rainy e, hain'ny Tompo, tena hainy. misy anjara ianao fa aza matahotra. fahotana zany manao zaza tsisy rainy zany. sady iny manaraka eny foana, tsy azo afenina tsony refa mivoaka eo. efa tsy tafiditra am mariazy ety an-tany ve d mbola tsy hiditra ny fampakaram-badin'ny Zanakondry koa ? tsy perte b ?
mba tsy harava ny tokantrano, avelao am zao, aza miasa saina am zany, anehoy fitiavana tsara izy mba tsy handende, asio fiovana kely mafinaritra foana ny fiainana, le any am le manaitra azy sy mba am le tiany. anehoy fasarotam-piaro kely ihany nefa ndraindray, fa tsy atao matetika zany fa manimba koa. aza misaraka zany, ataovy ze ha-stable ny ao.
efa tratran'izany ah d nandefitra fotsiny. zao le izy roa henoko fa mbola tsy niteraka. tsy sahy mijery ah refa tonga eto Mada ka sendra mifanena zay. le sipa @ io tsy mahalala le tantara, tsy mafantatra ahy akory. tsy miomehy loza ah
ataovy vadin-karàna e, d aza avela miantsena ref zany fa itondray laoka sy vary ao, akanjo, kiraro, poketra, lokomena, produit am tarehy, vidio koa ny sil... sy sout...-any dia amboary am brushing ny volony. d mitadiava fotoana maharitra iresahany aminy fa mila olona iresahana izy. zay
ataovy vadin-karàna e
Fa le vehivavy kosa nge zany no tsy norme e. efa fantany ve fa tsy ho eo fotoana maharitra io olona io, efa fantany fa tsy mazaka tentation izy d mbola vadiany iany le olona, mitavana ny vola be azon le marin ftsn d miaraka am olona hafa any? tokony tsy niditra refa tsy mahazaka e. tsy lava resaka koa aho fa samia misaintsaina.
ie, d'accord @ R mitsy ah. fa mivavaha iany koa fa sao lazainy tsy mirarah azy tsony koa enao ka libre ny hande izy. A/tra ihany no mitazona anareo tsy hisaraka. Tsy azo atao tsinontsinona mitsy iny resaka iray iny fa important be.
mila fifehezan-tena be zany. saingy mila misaina ry zareo oe efa samy nohamasinina teo am alitara ny mariazy ka tsy mifampi-anjara d aleo mlam. sarotra fa mety vita iany nefa, raha tena mifototra @A/tra.
Sahirana tokoa ianao. Solution voalohany itako aloha d ny fivavahana ho an'io dadanao io. mivavaha mba hiova izy, mba hijanona @mamanao ka tsy hijery vhv hafa mitsy ankoatra azy. Vitan'i Jesosy zany. Ary aza entina any an-tranonao intsony aloha ny sipanao mandritra izay fotoana ivavahanao izay fa ataovy mafinaritra b any ambadika any ny anareo roa kely. Ataovy haingana ny mariazy raha efa manan-katoraka nareo d @ zay manana ny tokantranonareo manokana ka tsy voatery mifandray b @ RAD. Asio zaza mba ho hitan'ilay dadanao fa efa anao marina le vhv io ary rehefa makany @RAD-nao nareo d ento foana ny zaza rehetra (iny matetika manisy frein ny lhl). Mahereza d ataovy malaky ny raharaha mba hiadanan-tsaina haingana.