image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

naly

Member
Last seen il y a 3 ans
Joined:
Posts:
25
Topics:
0

otran efa nahita cas maromaro ah fa raha tsy mpivavaka be le ol tsy mety an. indray andro any, mijery vhv hafa le lhl, olona mitovy taona aminy d lasa rabôfy ao an-trano ao no ieverany anao, ref tratra nampirafy izy d otran'ny reniny mibedy azy ny fieverany anao.

nkôtiany foana ah fa tsy nety. tsy nananenako

Intéressé za fa enao v 56 taona ?

Raha tena tia ny volanao izy ka tsy mampirafy anao, hitako hoe droit-any zan. izy ary v manaiky anao olona manambady d tsy mba oe misy valiny omenao azy fa d ho boribory zany v izy?

Tsotra be : tsisy idiran'ny fanaovana sy tsy fanaovana ny fitazonana sipa fa tsy tian'ilay sipa fotsiny izy d zay no antony nialàny. ny mieritreritra oe zany "fihinanana" zany no iarahana @ sipa no tena mieritreritra @ v...

oh là là ! grave zany an ? hihihhh

Betsaka loatra ny lehilahy maditra ka tsy hay intsony izay hendry, betsaka ny mpampiesona ka refa taitra @ sipa hafa any ambadika any izy d avelany eo enao izay efa niandry azy ela dia ela. misy ary efa eo am-panambadiana mihitsy vo tsy hita tampoka teo. Dia lasa tsy hay intsony.

Tena tia ahy ilay olona niaraka tamiko na efa nanambady aza. d lasa tiako be koa izy. na ilay vadiny aza nahatsikaritra ilay izy fa tsy naka lagy taty amiko. tsy navelan lery koa ny tena marina. fa tsapako fa diso ihany aho satria tokony nifehy tena. après anzay, tsy misy réussite mitsy ah, tsy mety foana ny zvt atao, miady amiko foana ny ataon lery, tsy nisy fahamamiana intsony ilay fiarahana. Dia tsapako t@ zay fa ilay vadiny no nivavaka tany ambadika tany dia tsy mety mihitsy ny anay. D najanoko. Izay ilay fiainana hafa. Mamy mangidy tsy hay tsy hay.

Ho azy ireo dia namela ny helony aho ka efa voavela heloka any an-danitra. Rehefa mangataka zavatra @A/tra aho zao d mahazo foana :)
Dia tsy nanozona azy ireo koa aho ka lasa feno fahasoavana izao ny fiainako (ny an'ilay iray izay toa otran'ny mbola tsy misy zaza foana hatram zao, any France any izy ary rehefa sendra mifankahita eto Mada ka mifanojo ny masonay dia miondrika, hita eny @ endriny miitsy ny fadisoany).
Ary mbola mitohy tsy manozona ihany ah ohatr@ zao (omeo sakafo ny fahavalonao dia hanangona vainafo eo ambony lohany ianao, anaty baiboly zany). Tsy mafatiantoka ny mamela heloka.

Mivavaha ho an'io vadinao io, asaivo fehezin'i Jesosy ny vavany sy ny fony. Zao nefa no teneniko anao: matoa izy mbola mi-surveiller ny fb sy message-nao, mbola saropiaro aminao izy ihany izy raha ny fahitako azy. Vehivavy tsy tiana zany tsy hijanonana, efa lasa izy otran'izay raha tsy tia anao. Ny solution voalohany @ pbm-antsika nge dia vavaka foana e, Jesosy mahay mandamina fa ianao mijaly io mihitsy no antsoiny.