image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

moov_admin

Member
Last seen il y a 2 ans
Joined:
Posts:
95
Topics:
25

Saika hividy renault SCENIC za. Ny olana dia tsy haiko hoe intéressant ve izireny. Compliqué be ve ny entretien, alafo ve ny entretien sa ahoana?
Misy efa nitaiza azireny ve tato mba hanoro ahy izay tokony ho fantatra alohan'ny handraisana décision azafady? Inona avy no tokony tandremana?

vonoin ny moov ve le resaka brousse teto fa aona

Naheno za hoe misy problèmes ny mercedes A 140 sy A 160 mety misy mahay ve hoe inona ny tena aretiny reny?

Salama daholo

mba mila fanampiana fa fanina e, rehefa mikasika eo am 80km/h eo dia maneno sy mirehitra ny temoin huil, rehefa miakatra 90 dia afaka lay maneno fa mirehitra fotsiny, ny niveau anefa norm tsara, inona no mety mahatonga anzany

merci

Miarahaba,

Ohatrinona kay ny vidin'ny Chevrolet Damas N30. vaovao azafady ?

Misaotra indrindra

Tena mihaiky aho fa mande le DCI sady mitsitsy, renault espace le fiara (2,2 dci)

tena tiako aloha e, Fa ny fanontaniako oe, ahoana no atao mba hampateza azy

  • ahoana no fitaizana turbo
  • ny vanne EGR
  • sns

mankasitraka amin'ny fifampizarana

Salama daholo,

Aiza ho aiza ry reto zany électricien auto mahay eo andavamamba izany, dia ankoatr'izay aiza koa no misy mahavoa tsara?

Misaotra betsaka.

Mividy vaika vaovao ve ry zalahy no tsara sa aleo hoe occas d mi-retapé tsikelikely?

tsy mahatsapa fitiavana intsony aho volana vitsy2 zay,ny olo-tiako anefa hitako manao izay fara-heriny mihitsy fa izaho mihitsy no ts aiko hoe maninona? marihiko anefa fa ts manana olo-tiana akoatra azy aho na hoe maniry olona hafa.mila toro-hevitra f mijaly

CHOMAGE : Le Gouvernement malagasy est confronté à la hausse du taux de chômage des jeunes de 15 à 24 ans, passant de 2.9% en 2015 à 3.4% en 2016. Il entend, de ce fait, concentrer ses efforts sur cette problématique en élaborant une politique sectorielle de la jeunesse se conformant aux dispositions de la Charte africaine de la jeunesse signée par Madagascar le 31 janvier 2014 et dont la procédure de ratification est en cours dans la perspective de mettre en œuvre et d’internaliser l’Agenda 2063, à déclaré le Premier ministre malgache à l'occasion de la célébration de la journee de l'Afrique 2017.