Tena mihaiky aho fa mande le DCI sady mitsitsy, renault espace le fiara (2,2 dci)

tena tiako aloha e, Fa ny fanontaniako oe, ahoana no atao mba hampateza azy

  • ahoana no fitaizana turbo
  • ny vanne EGR
  • sns

mankasitraka amin'ny fifampizarana