Miarahaba antsika rehetra!
Trangam-piainana iray tiako zaraina amintsika, amour a distance izy ity, vazaha sy gasy. Namana mipetraka any Frantsa no nifankahalalana tamin'ny volana Aout, efa divorcé izy fa nisy sipa niaraka nipetraka taminy dia nisaraka t@ Juillet, dia volana Aout no nanomboka ny tantara.
Rehefa nifandray tao anatin'ny andro vitsy2 dia ni propose mariage izy, d nandefa vola hikarakarana visa atramin'ny frais ho makany dia any no hatao ny mariage.
Réfusé ary ty visa, dia nalahelo izy sady tezitra , dia ny vahaolana manaraka dia hoe makaty izy dia aty no hatao ny mariage, izy aloha olona tsy dia manana faharetana izany fa tiany tonga dia mety daholo izay atao dia rehefa tsy mifanaraka dia tezitra.
Mifankatia tsara, miresaka @ whatsapp isan'andro, manao appel video ndray2, dia misy fotoana mandeha cyber 1 fois par semaine eo.
Dia nikaroka info momba ilay mariage zany hoe ny taratasy ilaina rehetra, dia nalefa tany par mail, rehefa azon'ilay izy dia hoe inona daholo ireto, za tsy dia mahay taratasy, tsy hitako hoe aiza no aleha sns , 53ans izy amin'io an.
Taty aoriana ary misy olana kely foana ny connexion ndray2 dia tezitra dia mamoaka vava foana mandratra fo, avieo manao pardon, dia milamina ndray, dia misy olana otrzay foana rehefa weekend, satria ndray2 tsy lasa mandeha cyber dia io no maha tezitra mafy azy. Izy tsy miasa sabotsy fa matory maraina dia @ 11h aty amintsika vao mifoha, marihina fa misy décallage 2h @ zao, dia tezitra izy refa mba foazina avant an'io fa reraka dia matory maraina, dia samedi ts afaka manao cyber fa dimanche matin no mety aminy, dia anefa mivavaka dimanche matin.
Dia misy an'izany hoe iza no tianao Dieu sa Za, za miezaka manazava hoe afaka mi s'organiser tsika @ fotoana, izy mi insiste ny dimanche matin ihany,
Eto amin'izay ilay resaka hoe "je t'aime mais entre nous c'est pas possible" avereno ny vola nalefako saika ataonao frais, fa ho hita eo ny tohiny fa za zao tsy manambola.
Lavalava ilay tantara ary sombitsombiny io fa mba mila hevitra avy aminareo za hoe tena fitiavana ve izany sa inona fa very hevitra za.
Mankasitraka antsika mamaly sahady
Efa ao anatin'ny vanim-potoana fahavaratra tanteraka isika amin'izo fotoana izao , efa maro sahady anefa ireo tra-boina nohon'ny fiakaran'ny rano na dia vao manomboka aza , mijaly ny vahoaka ambany tanàna
Tsy nitsahatra niakatra ny vidin'ny solika eto Madagasikara , misy fiakarana foana isam-bolana , inona no mety antony mahatonga izany raha toa ka mihena kosa hoan' ny tsena iraisam-pirenena
Tsy mijanona miakatra ny vidim-bary eny an-tsena , tafiakatra 800 ariary ny kapoaka , izy no tokony hijery izany ?
Ny fitiavana no lehibe indrindra
Inona no atao hoe fitiavana mifameno ?
Betsaka loatra ny dokam-barotra ny zava-pisotro misy alikaola eto amintsika
Miarahaba antsika rehetra .
Mba mila fanampiana amin'ny resaka capitonnage zafady, aiza no misy mahay. Renault master ilay fiara. plafond, seza , varavarana no tiana hatao.
Misaotra mialoha.
Salama daholo
mba mila fanampiana fa fanina e, rehefa mikasika eo am 80km/h eo dia maneno sy mirehitra ny temoin huil, rehefa miakatra 90 dia afaka lay maneno fa mirehitra fotsiny, ny niveau anefa norm tsara, inona no mety mahatonga anzany
merci e
SAika mba hanotany fa mieritreritra hampiasa benne oe manao aona ny piecen'io ? somary efa antitratitra iany iz io mantsy