salama,vinaigre fotsy hafanaina kely dia iny hosory @ lohany,avela ilona kely dia kobanina
Misy afaka mamaly ve azfady o?
pharamacie Ampitatafika no nividianako,ilay eo akaikin pont io
Salama tompoko,
Manana tokontany aho,efa misy trano mitsangana ao anatiny ary hipetrahanay amin'izao.Mieritreritra ny hanangana trano kely2 hafa eo amin'io tokontany io ihany izahay.Mbola mila permis de construire ihany ve?
Misaotra o