25,7 tapitrisa isika izao. Nilaza ny ministry ny toe-kareana raha namoaka ny tatitra momba ny fanisana RGPH3 farany teo fa mitombo 368 244 isan-taona ny mponina eto Madagasikara. Mila ferana ny zaza ateraka hoy izy.
Ahoana ny hevitrareo ? Aiza ilay soa toavina hoe miteraha fito lahy fito vavy ? Anagha tsy harena ny zanaka ary mbola midadasika i Madagasikara ? Angaha koa tsy harena ny mponina sa hanafatra main d'oeuvre koa ireo orinasa eto amintsika ireo atsy aho atsy ?
Ny vehivavy amin’izao fotoana izao mihevitra ny lehilahy ho toy ny Organismes spécialisés-n’ny ONU mihitsy :
1-“Cheri oh ! izaho te ihinana an’ity, izaho ividiano pizza, izaho noana be”
amin’izay isika lehilahy dia lasa PAM (Programme Alimentaire Mondial)
2- Raha efa niteraka ny vehivavy miaraka aminao : “Malalako ah, efa volana Septembre isika izao, efa tokony hikarakara ny fidiran’ny zanako any an-tsekoly amin’izay, mba ampio aho chéri ah! S’il te plait”
Amin’izay indray ianao dia lasa UNICEF ( Fonds des Nations Unies pour l’Enfance et l’éducation)
3- « Mon amour, marary lesy aho ah! mba ampio aho hividy an’ity fanafody ity dia mba ampio koa amin’ny karama omena ny dokotera »
Amin’izay indray dia lasa CICR isika lehilahy (Comité International de la Croix-Rouge).
4- “Cheri ah! Manana faniriana aho mba hanangana coiffure, mba afaka manohana ahy ara-bola ve ialahy?”
Lasa PNUD indray isika lehilahy amin’izay (Programme des Nations Unies pour le Développement).
5- « Malala a, je t’aime !! mba ampindramo 2 000 000 Fmg akia aho fa soloiko afaka iray volana ah! »
Lasa FMI indray isika lehilahy amin’izay (Fonds Monétaire International)
Tsy hoe ratsy ny manampy vehivavy fa tsy tokony hiankin-doha be amin’ny lehilahy ianareo ry vehivavy isany, nefa na dia zany aza, ilaina ny fifanampiana raha misy azo atao
Ny hibosesika anaty fitondrana foana no mahamaika ny mpanao politik, na inona firehan'ny mpitondra na inona.
Vao Vita ny Fifidiana 2013 Tsy Ita I ANDRY RAJOELINA fa Niaina Finaritra tany Ivelany;tsy Nijery ny Fahorian'ny Vahoaka izay Nalatsany Tao anaty Fahantrana ...
@izao Izy injay no Milaza fa Hanarina Izay efa Nosombainy.
Sa izay mamaky manolo tahaka ny eny @ bar izy ity ?
Dahalo miisa telo no nanafika ny Talen’ny CEG sy ny DAF CISCO Antsalova androany faha 13 Septambra 2018. Teo Antsalova lalana mankany Bekopaka tsy lavitry ny kaominina Trangahy, 20 km an’i Bekopaka no nitranga ny fanafihana. Naratra izy ireo ary lasa tamin’izany ny valim-panadinana BEPC 2018 ho atao peta-drindrina miaraka amin’ireo finday sy ny fitafiny. Ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena dia efa mandray ny andraikiny manoloana izao tranga izao. (Source : MEN)
Hitako tany aho any sao misy liana ato :
ireto avy ny toerana itako eto Antananarivo miaraka amin'ny prix:
Analakely eo gastro manomboka amin'ny 7h30 ariva, 10000ar hatramin'ny 50000ar passage.
tsaralalana eo conforama 10000ar miakatra fa arakaraky ilay sipa, ariva koa io.
tsaralalana eo lacoste na atoandro ary 7000ar miakatra fa variable be koa fiakarany.
67ha eo parking rehetra iny entre 7000ar à 30000ar.
Andavamamba eo Number one, bar karaok io, entre 10000ar à 40000ar.
Anosy eo akaiky ny terrain de boule 5000ar
Andravoangy ao Bravo sy ireo bar eo rotsirotsy 4000 ar à 10000ar.
behoririka pavillons jade entre 30000ar a 70000ar.
Indra night club, 15000 ar à 50000ar.
Be tax night club, 40000ar à 100000ar.
Le next antaninarenina,night club, 100000ar miakatra
le six, night club, 80000ar miakatra.
ireo no mba itako fa tohizo raha mahita hafa ianareo.
Malaza indray izao ilay groupe RFI FOOT Internationale.
Ho anareo gasy namako ao. Aoka izay ny teny ratsy, insulte sns ho an'ireo namantsika Senegaley.
Asehoy ny fahendrentsika ry reto a.
Nahitana fiakarana indray ny vidintsolika io maraina io. Mamely tampoka rafanja a.
Gasoil : 3500 ariary ny litre
SP 95 : 4150 ariary litre.
Tsy hijanona ity raha tsy 4000 ny gasoil
Hanao passation amin'i Rivo Rakotovao hono Rajao rahampitso. Mila miseho télé indray ilay kandida dia foronina daholo ity evenement rehetra ity. Takotakon'ny Barea angamba ilay tamin'ny zoma dia tsisy mpiresaka.
Resaka plan week-end le raha raha misy mazoto. Le jeune diplomée ireny de préférence.