Tsara ny manantona mpitsabo. Aza manaotao foana ry zareo a.
Eo @ Gastro misy.
Fa misy inona ry Moov ?
Efa nivoaka androany. 7 novembre ny premier tour, 19 decembre deuxième tour. Fa ny miala Rajao izao no andrasana.
Ny an-dRamora efa kobo fa demi tour de vita.
Maka aina tsara baina a. Raha mila tosika ny ankizy antsoy.
25,7 tapitrisa isika izao. Nilaza ny ministry ny toe-kareana raha namoaka ny tatitra momba ny fanisana RGPH3 farany teo fa mitombo 368 244 isan-taona ny mponina eto Madagasikara. Mila ferana ny zaza ateraka hoy izy.
Ahoana ny hevitrareo ? Aiza ilay soa toavina hoe miteraha fito lahy fito vavy ? Anagha tsy harena ny zanaka ary mbola midadasika i Madagasikara ? Angaha koa tsy harena ny mponina sa hanafatra main d'oeuvre koa ireo orinasa eto amintsika ireo atsy aho atsy ?
Ny vehivavy amin’izao fotoana izao mihevitra ny lehilahy ho toy ny Organismes spécialisés-n’ny ONU mihitsy :
1-“Cheri oh ! izaho te ihinana an’ity, izaho ividiano pizza, izaho noana be”
amin’izay isika lehilahy dia lasa PAM (Programme Alimentaire Mondial)
2- Raha efa niteraka ny vehivavy miaraka aminao : “Malalako ah, efa volana Septembre isika izao, efa tokony hikarakara ny fidiran’ny zanako any an-tsekoly amin’izay, mba ampio aho chéri ah! S’il te plait”
Amin’izay indray ianao dia lasa UNICEF ( Fonds des Nations Unies pour l’Enfance et l’éducation)
3- « Mon amour, marary lesy aho ah! mba ampio aho hividy an’ity fanafody ity dia mba ampio koa amin’ny karama omena ny dokotera »
Amin’izay indray dia lasa CICR isika lehilahy (Comité International de la Croix-Rouge).
4- “Cheri ah! Manana faniriana aho mba hanangana coiffure, mba afaka manohana ahy ara-bola ve ialahy?”
Lasa PNUD indray isika lehilahy amin’izay (Programme des Nations Unies pour le Développement).
5- « Malala a, je t’aime !! mba ampindramo 2 000 000 Fmg akia aho fa soloiko afaka iray volana ah! »
Lasa FMI indray isika lehilahy amin’izay (Fonds Monétaire International)
Tsy hoe ratsy ny manampy vehivavy fa tsy tokony hiankin-doha be amin’ny lehilahy ianareo ry vehivavy isany, nefa na dia zany aza, ilaina ny fifanampiana raha misy azo atao
Ny hibosesika anaty fitondrana foana no mahamaika ny mpanao politik, na inona firehan'ny mpitondra na inona.
Vao Vita ny Fifidiana 2013 Tsy Ita I ANDRY RAJOELINA fa Niaina Finaritra tany Ivelany;tsy Nijery ny Fahorian'ny Vahoaka izay Nalatsany Tao anaty Fahantrana ...
@izao Izy injay no Milaza fa Hanarina Izay efa Nosombainy.
Sa izay mamaky manolo tahaka ny eny @ bar izy ity ?