Tsy voatery hanimba ny asan'toi izany. Aleo fotsiny any ivelany izy no atao rehefa sahy (milamina kokoa ny saina @ maha mpiara miasa, satria ny olana eo @ asa tsy maintsy hisy na ho ela na ho haingana, ary mety hisy fiantraikany @ ilay fiarahana mihitsy aza raha taritina ela² ilay izy), d sady jerijereo ihany ny hafa ao am-piasàna mba tsy hifantohan'saina b loatr @ ilay madame, @ izay mety izy moa d raikitra tsy mety izy d ny hafa efa eo. Mazotoa mihaza e
adresse mail?
Mbola any ve?
den--------raro---------m
Ilay manome satisfaction an'ry zareo mits no mi-fantasmer ahy
Feeling mba tiako koa izy io
Soso-kevitra ny ahy ry kalie
Raha namana angaha tsy mety