image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

Fiv

Member
Last seen il y a 3 ans
Joined:
Posts:
1
Topics:
0

Bjr daolo. Sendra hitako ty sujet ty de manoratra a.

Pinoum : za efa nanao FIV tany am Dr Jean Noel Tamatave fa efa tam 2011. Négatoif mo tam zay. Mety efa tsy mitovy tsony ny coût tam zany sy ny am zao.

Ny fiv an de mitovy daolo ny chance, zany oe eo am 35% eo ny taux de réussite. Na aiza na aiza enao manao de io fona. Miankina am facteurs bdb io réussite io fa indrindra ny qualité an embryons azo.
Ny afaka conseiller-ko de ny oe any am zay mampilamina ny sainao no tsara aleha fa ny taux de réussite io mitovitovy eo iany.
Za manokana mo de tsy nahatoky ny teto an toerana intsony taorinan io echec tam 2011 io de naleoko nande tany Maurice. Nanao fiv tany za tam 2015 ary nahazo kambana 02 lahy. Nisy namana niaraka nanao nefa tany fa tsy nety ko ny an zareo.
Ny ao am Dr Rakotobe de manana résultat tsara ko zareo. Misy olona betsaka efa nahazo tao.
Fa io araka nolazaiko de aleo zay mampilamina ny saina no atao. Fa mitovy fona ny chance.
Courage daolo de aza adino ny mivavaka fa en fait ny zanaka de avy am Andriamanitra fa tsy avy am mpanao fiv akory.
Mila vonona ara bola fotsiny de alamina ny saina de lasa zao. Courage.
Hiezaka hiditra eto iany za ra misy fanontaninareo.