image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

Fanantenana

Member
Last seen il y a 2 ans
Joined:
Posts:
3
Topics:
1

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2019.

Mba saika hanontany nge azafady raha misy mahalala ny momba ity resaka mère porteuse sy don d'ovocyte eto amin-tsika ity e. Toy izao mantsy ny zavatra hitako tao amin'ny forum/sujet FIV Rakotobe moov.mg :

05/10/2018 11:55 #14
Par : Kanto! bjr !! za ra tena te ahazo resultat dia ao amn DR Jea
bjr!! ao amini DR Jean Noel mandeh raha te ahazo resultat mahapo!! efa nanao donneuse dovule sy mere porteuse tao ah (FIV) fa reussi daholo!! tsisy atahorana sady mahazoo traitement tsra! voaramaso tsara ny fahasalamana Izy no nanao FIV voalohany teto Madagascar!! tonga dia manantona ny clinic mere enfant tamatave


Angaha moa azo atao eto amin-tsika ny GPA ?? raha ny fahalalako azy dia tsy mbola azo atao eto izany. Raha misy afaka manome fanazavana fanampiny dia mba omeo azafady sao mba mahasoa. Misaotra mialoha.