Voaray daholo ny soso-kevitra eh! mankasitraka indrindra daholo! voaray zato isan-jato ny toro-hevitra ary hajaina ny hevitry ny tsirairay avy. Misaotra betsaka daholo.
Mankasitraka betsaka @ valin-teny (Anonyme sy rams) fa horaisina. Tena marina daholo ny teninareo ary précis. Il suffit de remercier ma femme pour sa franchise et sincerité dia valiana aminy sy hajaina izany fitiavana asehony izany. Misaotra indrindra fa afa-po, surtout raha vehivavy no mamaly eto.
Tsy tia an'ise izy na efa manambady ka isaky ny olana @ vadiny na manam-bola vao mitady anao angamba! Tsara anontanianao hoe manambady ve izy sa tsia? Dia hohitanao @ ny ataonao rehefa avy eo. Ano ny fanapahan-kevitra
Salama daholo!
Lehilahy 39 ans ny tenako; manambady sy manan-janaka 3 (13ans - 8ans - 6ans). 16ans de mariage aho zao. Tsy mbola niaraka t@ vehivavy vierge ny tenako ary mba maniry ny hanao izany satria rehefa mba miresaka ny samy lehilahy na any am-piasana na namana dia ohatran'ny mitsiriritra kanefa tsy sahy manontany fa menatra. Tsy nanao sipa sy RS izany aho tamin'ny vie de célibat. Zah koa moa tsy hitako eny ihany fa somary sérieux be ireny ka tsy sahy manadala vehivavy no tsy sahy hanitsaka ny vadiko satria ni-comprendre izy t@ nuit de noce-nay fa tsy vierge intsony hono izy ka aleo fa hosoloiny "Sodo"
FANONTANIANA: 1-Tsara sy matsiro ve ilay miaraka @ vehivavy vierge?
2-Possible ve ny hiarahako @ vehivavy vierge any aoriana any?
3-Mitovy ve ny sensation?
REMARQUES: Izaho de tia manao firaisana be ary afa-po mi-jouir foana ny vadiko rehefa manao RS izahay satria tsapako fa fitiavan-tena ny tsy fifanomezana fahafinaretana.
Ny vadiko dia tena tia be ahy ka miezaka hi-récupérer an'izay tsy naha vierge azy izay fa tsy hitany izay atao.
MISAOTRA SAHADY @ VALINTENY MATOTRA SY FENO FANAJANA