Bonjour daholo!inona kay no produit ampiasaina mba hampalemy b ny steack amin'n restaurant ireny izay mba mahalala.Ny steack ao am sweety pastry izao dia tena malemy sady matsiro.Misaotra amin'ny fampizarana