image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Salama daholo,Aiza kay no ahitana présure ilay fanaovana fromazy.Manontany eraky ny faramasia aho fa tsy nahita mihitsy hatramin'izao.Sao mba misy mahalala?Misaotra mialoha


  • pavillon 727 Analakely- hotran'ny misy koa eo @ rond point n'ny cotona tsaralalana dia ilay miakatra kely ho any Isoraka dia ilany havia. Soratra avy ety ivelany no hitako rehefa mandalo eo aho, mivarotra akora momban'ny fiompina sy fambolena ry z

Nisy fotoana Pav 727 nisy, fa mila mandalo matetika. Ny tena mety manao commande, miresaka am'lé mpivarotra mihitsy