image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Tianavavy,Faly mahalala ano fa dia mahafinaritra tokoa ny mahatsiaro ny fahiny .Misaotra ny tompo fa tsy mbola voan'ny Alzheimer .Niray kilasy isika anie izany t@ 1977 .Izaho mpianatr'i tompokovavy Helmine izay maty vao haingana ihany t@ 2011 tany ho any .Efa t@ 1976 aho no classe de 7čme B ,afaka CEPE teny Avaradrova fa tsy afaka 6čme ,dia tsy navelan'i mamanay nadeha école privée fa ny rédouble ,dia année 1977 nanala 6čme fotsiny dia afaka tao @ CEG Square Poincaré (Antanimbarinandriana )izao .Mbola tadidiko ny numéro nahfaka ahy :3145 I Rivo be no tena nahay be ,1er de la classe foana ,botabota iny izy .Izaho koa efa tafiditra 3 čme t@ classement rehefa nizara bulletin ,nahazo loka koa rehefa faran'ny taona .Somary filou ,filou t@ zany koa .Ny remarque naton'i Mme Heelmine ahy dia izao ;manan-tsaina fa kamo . Soa ihany fa tafita ,.Ny classe de seconde aho nandeha tany Toamasina dia tany koa no afaka bac ,avy eo nanohy fianarana an-dafy aprčs service national en 1985 .Mipetraka an-dafy depuis hatramin'izao ,fa depuis 2010 mandeha manao vacances any Mscar foana ,sy manmboatra trano .Fa malahelo be ,hitako hoe lasa potika be i Antsahabe sy Antananarivo .Ianao tsy efa 51 ans ŕ 53 ans eo izao ?? Raha misy contact ianao ,afaka mihaona pour dire bonjour ,misotro zavatra kely ery @ plančte Ambohijatovo,je t'invite au passage satria betsaka zavatra atao foana . . Ny but ko tsy hoe hanadala ,fa mba rencontre avec respect mitantara ny fahiny .


Za mpianatra tao @ 7čC e! Tsy naheno resaka momba an'i Mme Pascaline. Ny mpianatra niaraka tamiko no mbola misy mifankahita sy mifankahalala toera-piasŕna amiko


nenibe ,Tadidiko koa i Mme Pascaline mpampiantra tao @ 7čme C ,hi ,hi ,....Eo @ cinquatine d'année eo daholo isika izao entre 51 et 53 ans . Mbola tsy nenibe izany e !Ny mpampianatra depuis an'i 12 čme tsy tadidiko anarana daholo intsony .T@ 1976 aho classe de 7čme B ,dia afaka CEPE fa tsy afaka 6čme teny AVARADROVA ,dia ni -redouble dia ny taona manaraka nanala -čme dia afaka tao @ Square Poincaré ,lasa tanimbarin'Andriana ,...Beantanana Benarimina no Tale tamin'izany izay nandimby an'i Felixon avy eo tsy ni redouble intsony .Afaka bac 1984 tany Tamatave ,dia nanao 1an de service national dia lasa an-dafy ,mbola aty hatramin'izao .


Za anisany mpianatra tao T1 hatramin'ny T5 ireto no mpampianatra tadidiko Mme Pauline T3 dia Mme Marthe T4 ary Mme Fredine , nipetraka teny Ampohipo, T5 ny T1 sy T2 tsy tadidiko


Tianavavy,Faly mahalala ano fa dia mahafinaritra tokoa ny mahatsiaro ny fahiny .Misaotra ny tompo fa tsy mbola voan'ny Alzheimer .Niray kilasy isika anie izany t@ 1977 .Izaho mpianatr'i tompokovavy Helmine izay maty vao haingana ihany t@ 2011 tany ho any .Efa t@ 1976 aho no classe de 7čme B ,afaka CEPE teny Avaradrova fa tsy afaka 6čme ,dia tsy navelan'i mamanay nadeha école privée fa ny rédouble ,dia année 1977 nanala 6čme fotsiny dia afaka tao @ CEG Square Poincaré (Antanimbarinandriana )izao .Mbola tadidiko ny numéro nahfaka ahy :3145 I Rivo be no tena nahay be ,1er de la classe foana ,botabota iny izy .Izaho koa efa tafiditra 3 čme t@ classement rehefa nizara bulletin ,nahazo loka koa rehefa faran'ny taona .Somary filou ,filou t@ zany koa .Ny remarque naton'i Mme Heelmine ahy dia izao ;manan-tsaina fa kamo . Soa ihany fa tafita ,.Ny classe de seconde aho nandeha tany Toamasina dia tany koa no afaka bac ,avy eo nanohy fianarana an-dafy aprčs service national en 1985 .Mipetraka an-dafy depuis hatramin'izao ,fa depuis 2010 mandeha manao vacances any Mscar foana ,sy manmboatra trano .Fa malahelo be ,hitako hoe lasa potika be i Antsahabe sy Antananarivo .Ianao tsy efa 51 ans ŕ 53 ans eo izao ?? Raha misy contact ianao ,afaka mihaona pour dire bonjour ,misotro zavatra kely ery @ plančte Ambohijatovo,je t'invite au passage satria betsaka zavatra atao foana . . Ny but ko tsy hoe hanadala ,fa mba rencontre avec respect mitantara ny fahiny .


Zokiko kely ianareo ireo ireto no mpampianatra tadidiko Mme Rose T1 ny tao amin'ny T2 tsy tadidiko Mme Pauline T3 ilay masiaka be iny Mme Marthe T4 izy ndray tsara fanahy be ary Mme Fredine T5 tena atahoran'ny ankizy fa raha vao cahier omby dia atsipiny ny anao hi3


Mme helmine mou le nipetraka teo amle lalan kely le mitsofoka eo aminy FTM iny???ts de tdidiko ny anarany za ndray otrany mivoana satria za efa taminy 1987 no T5 tamizany


Tena niray kilasy tokoa izahay sy Hito. Ary toa mpanao sakafo koa izy iny raha tsy diso aho.Niray kilasy tamin'ny zokiko ianao ry Tahiry. I Nicole no anarany. Nolazaiko azy dia tadidiny tsara, tadidiny koa i Tianavololona havan'i MR Razafy.


Salama daholo ve ?Faly mahita an'i Andriantsoa Tahiry koa eto e !Efa nifanome phone sy adresse mail isika t@ 2011 tany ho any fa tsy hita intsony sady efa nifindra trano t@ 2012 . Manao ahoana ny ao Suisse Monsieur le chef étoîlé ? Mandeha any Mscar isan-taona aho ,dia t@ farany ity nahita ny photo de classe nalaina t@ 17/10/1975 ,classe 8čme B ( T4) ,dia nomen'ny mamako (79 ans) ahy ,fa ny tarehin'ireo mpiara mianatra betsaka no tadidiko fa ny anarany no tena betsaka tsy tadidiko intsony .nA ILAY MPAMPIANATRA AZA tsy tadidiko ny anarany .Tianavavy )))) Oui ,Rivo Harijaona lay botabota nahay bé iny (voalohany foana i lery ) tao an-dakilasy ,tsy nety resy .nISY AN4I rIVO KELY KOA Nisy an'i Rivo kely koa nahay bé ,. dia ilay zanaky ny tale vavy iny niray kilasy fa tsy tadidiko ny anarany . -Fa i tompokovavy Raveloarisoa Helmine mpampianatra tao @ 7čme B (T5) maty t@ 2012 no tadidiko tsara .