image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Salama daholo!Mba saika hanontany hoe aiza ho aiza eto Mada no mety ahitana neurologue exerimenté(e) sy diplomé(e) de l'étranger tena mba afaka hitsabo épilepsie na convulsion. Mankasitraka


ao Tanŕ misy e,diplomee de France!!!manontanitany doko ihany,tsy fantatro aloha ny adresse,sur zah fa ao Tanŕ izy


ao befelatanana ngamba ra tsy diso ia , mis professeur agrégé iray , reconnue n association des neurologues any frantsa mihintsy


Pr Tiandrazana, bureau: ao @ ecole de medecine Antsakaviro. Izy dia membre de l'academie de medecine de France.Pr Marcelin efa retraité, eo Mahamasina ny tranony


Mialatsiny, ny ahy indray rehafa mahasitrana ny havako dia mahay izay amiko, fa tsy hitady izay nianarany na taiza na taiza. Manatona eny @ hopitaly FLM Ambohibao, fa mahay an'io aretina io lay dokotera neuro-pschyatrique ao


Dr RANARIVELO DANIEL eo avaradoha ambanimbanikelin'ny girard et robic eo izy no manao cabinet amin'izao


Dr Zôdaly nuero-psychiatre eny Befelatanana