salama dool. Mba ahazoana ny diplômanay de mila manao stage kanefa ny tena dia mbola nanaraka fianarana hafa ka tsy afaka manao stage mihitsy. misy malala orinasa afaka anaovana hafera amnio ve?
salama dool. Mba ahazoana ny diplômanay de mila manao stage kanefa ny tena dia mbola nanaraka fianarana hafa ka tsy afaka manao stage mihitsy. misy malala orinasa afaka anaovana hafera amnio ve?
Renim-pianakaviana no manoratra. 4 ny zanako ary samy efa lehibe daholo, 35 taona ilay faralahy. Samy niharan'ny fanintona na épilepsie daholo izy efatra fa teo amin'ny fitomboan'izy ireo dia sitrana avokoa izy efatra, tsy nisy fitsaboans tena hoe natao fa afaka ho azy talohan'ny faha 15 taona teo. Tsy izany anefa no mitranga amin'ity faralahy fa hatramin'izao dia mbola marary izy na dia efa nanatonana Neurogues efa maromaro ihany izay ary mihinana fanafody. Sao dia mba misy mahalala olona afaka itondrako ity zanako ity sa inona no tokony ataoko azy? Dia mankasitraka antsika rehetra amin'ny toro-hevitra.