Miarahaba atsika eto, mba mangataka fanapina ho anareo eto gpe oe aiza kay misy nutritionniste tsara sy mahaomby nefa tsy lafo b ko ny consultation eto ville azafady? nanana aho talo fa maty ilay dokotera fa mahay tokoa fa tsitako oe aiza no hahita indraymisaotra tompoko