Kala vola no hitako !!!!!:-inlove
Kala vola no hitako !!!!!:-inlove
Ao @ banky koa misy BDB afaka jerenao fotsiny dia hitanao ilay tadiavinao e! MITADIAVA DIA AHITA ENAO!(makanesa eran'ny banky)Raha te ahita fotsiny a!makanisa koa eny @ mpanakalo vola(bizna analakely) fa ho hitanao eny koa ilay tadiavinaoFa raha alainao ho anao indray dia tsy mitady no filaza azy fa mba hoe te hanana,ovay ilay sujet hoe mba te hanana Vola DIA MANAMBADY An'i RAMANANA Vola enao,dia mety koa izay! raha tsy mahita io anarana io dia ny anarn-janakao no ataovy hoe RAMANANA Vola dia mahazo nareo