image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Aiza ? Aiza ? Aiza ? Miandry valiny fohy dia fohy fa mafonja !


Ianao no Andriamanitra ! izany hoe zanak'Andriamanitra dia Andriamanitra ihany koa.


Mijereva ambony foana, dia aza mihondrika mihitsy raha tsy mahatsaoa enao fa efa hitanao Andriamanitra rain'i Jesosy


Ao aminao Izy , ao anatin'ny efitra misy anao io , hitany daholo izay ataonao sy ny ao anatin'ny fonao sy ny atidohanao . De gaga aho , nahoana no mbola mitady . Izy ary efa ao koh ! Ka ianao nidongy tsy niresaka taminy tato ho ato anie no nahatonga AZY MIPETRAKA ery an-joron-trano e, hoz'Izy Razoky hoe , ohatry ny tsy misy aho eo anoloan'ity iraika lahy ity , de aleoko , mihataka kely aloha . Fa raha io no tairin kely eo fa tonga de mi-démarre tahaka ny turbo ny fiainana , fa zany hoe mila matoky fotsiny hoe Izy no pilote fa tsy eo indray dia miseho hoe izaho no hitondra kanefa ny permis aza tsy am-pôsy . Hainy mialoha ny circuits andehanana rehetra na ambanin'ny tany na ambonin'ny tany . Henjana izy sady tsy mety vizana . Andramo anie .


Misaotra anao Frange ; sady tsotra no sarotra.


Mila perseverance kely ianao mitady azy araka ny voalaza etsy ambony hoe ao aminao izy donc mila mamaky baiboly satria izy no miresaka aminao ao anaty baiboly, mila mandeha fiangonana, mila mifandray amin'ny pastera na mompera selon ta religion, mila mifanerasera amin'ny kristiana mazotoa fa tsara Andriamanitra