image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

fanontaniana adaladala ity re ol fa na izany az aza dia hiomehezanaho atsika eto Antananarivo,sao mba misy manana trano na dia any ambanih=vohitra aza mila andrasana ,na tsy misy karama aza fa ny trano mihintsy no olana,naka vola tam banky nanaovana trano nofaina nefa nivadian ilay tompony avy eo rehefa vita ny tranony dia namidiny tamin olonkafa fa tsy mahandry ny vola hividianako azy izy,efa vitako ny volany banky satria za miasa ,nanofa trano indray avy eo dia rehefa nipetraka 3 mois dia nilaza indray ilay tompontrano fa anambady ny zanany ka ilainy ny trano,leo tanteraka manofa trano aho,malahelo ny ataonareo mananatrano ampanofaina,potika ny entako,ny vadiko tezitra tam za nanamboatra ilay trano nefa tsy lasanay akory dia lasa,tsy te anofa trao intsony aho fa te hanana nefa tsy manana tanynoh izany mba ahafahako manangona dia mila io trano azo ipetrahana ambenana nefa tsy azahoana karama io ahomisaotra


Misy saingy tsy misy jiro.Rano puits anankiroa.Tsy misy WC, fa afaka manamboatraEny Fenoarivo atsimondrano.


Tsetsatsetra tsy aritra >>>Tena mitady trano marina ianao izany !! Ataoko fa mba mananihany.Io trano io dia efitra 2 kelikely, + efitra iray azo atao lakozia.Noeritreretinay izy io hoe hatao fipetrahan'ny olona mpiasa (maçons...) rehefa tena hanao ilay tena trano izahay.Mbola mila fanamboarana izy io (varavarana ...)Vonona ny hanamboatra izahay saingy tsy @ izao fa afaka any @ avril any ho any.Ny olana dia mbola tsy vita fefy manodidina izy io fa @ ampahany ihany (3 côtés sur 4)


tena mitady anie za io fa angah za mananihany e,misaotra anao namaly e raha mety ve moa ny fifanarahana maninona?fa ny tsy tiko sao afaka 1 na 2 mois ny ipetrahanay ao no hoe tsy maintsy miala hoy ianareo tompony,mba fara faha ela mba 1 an any