image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 83

Olona avy any Ambatolampy n'Antsirabe ny ahy no tiako mba hitondra an'ity Firenenako kanto ity, satria nahoana hoy ianao?, izy ireo mahay mitady vola anatiny, donc tsy maintsy mandroso sy maha-velona ny tenany amin'izay ireo sahirana sy manao sakafo tapa-kibo yeah


Hoy aho hoe betsak'olona be diplaoma ny malagasy fa vitsy olo-mahay.


aleo ts mamaan dalitra ol fa tsis gasy mhay zany eto,,, zay miints ar no naadiso atramzay.mila miverina miditr atsekoly dol miintsy

ninin rafitra apetrak eto ko de toy zao fon io satri ts de le rafitr lotr no olana fa le ol mitaingina eo amboniny


Tena aleo rangaha hoentin'ny olona mahay mitady vola anatiny ity Gasikara ity a, dia ny minisitra no potserina tsara hanao ny resaka diplomatie, io filoha avy any Ampatolampy io handray ny hetahetan'ny vahoaka rehetra tsy hankanavaka ary hamoha midanadana ny varavarany satria olona mahay ny sera rehetra anatiny izy


Tsy aleo ve manetri-tena hoe : tena vitsy olona mahay eto MADAGASIKARA fa mila mianatra ?
Toa izay hirehareha hoe DADANY sy FAVY ohatra ny HVM, any @ France 24 miseho ho enjana be sy mahay be ? any Ethiopie miseho mahay : kanefa gida-maimbo erak'izao tontolo izao ?

Ataon'ireo rahalahy afrikana tondro-molotra sy iomehezany fotsiny.


ka tena manam-pahaizana beuh daholo anie ireo eee

jereo Hoaa ny CV an'ireo

fa kosa: gidany foana i Gasikara

izay no olana


E!e!!e OLO-MARINA+matahotra an 'Andriamanitra no tena ilaina-tsika : ie tena betsaka ny olo-mahay eto dago , eny fa na ireo gasy lasa any alavitra ary , betsaka koa ny olo-kendry saingy indrisy fa rehefa tratran'ny mena miraviravy ireny dia mivadika ihany , itantsika ny mason-tsika daholo ireny vao nomena toerana dia gina.

Ka io na etat federal na etat unitaire raha vao olona tsy marina ny eo dia izao foana io, mandeha any @ tsy izy daholo ny lalam-bola rehetra , tsy ho foana ny abus de pouvoir sns

Raha ny vola fanampiana azontsika hatramin'izay fotsiny ve dia tokony mbola izao ny fiainantsika?
Ary raha ny harem-pirenena naondrana antsokosoka na ara-dalana hatramin'izay fotsiny koa ve ?

Sarotra ny hiakaran ireny olona marina+matahotra an'Andriamanitra eo @ fitondrana na orinasa maro samihafa satria na ny ahatongavana eo aza efa risoriso


Toy ny fitateram-bahoaka ny fianam-panjakana raha tojo loza tsy fanovana ny toerana akory no ahavonjy Rehefa milentika dia milentika.


marina zany.
olo-mahay mampiesona no mitondra antsika


Ka toa Ra-BEPC anie no tadiavinareo hitondra ny firenena ê