Betsaka ny Gasy no efa mikaikaika tsy mahita intsony na ny rano ho sotroiny aza fa mainka moa fa ny hohanina. Kanefa dia tany mahavokatra sy ahavitana mamorona asa eto Madagasikara

Ny sasany mahavokatra ihany satria mba manana tany lova saingy tsy hitany akory ny làlana hamadihana an’izany ho vola.

Ito misy afaka manampy ny rehetra mba hahita mpiaramiasa https://leniddei.com/2020/11/25/loharano-finganitsilavo-import-export/ ho fanampiana ny Gasy te hanana fiainana tsaratsara kokoa