Salama daholo !

Efa iaraha-mahalala amin'izao fa efa misy ny equipe miketrika fanamboarana ireny Jeux Vidéo irenaeto Madagasikara , ny tena tsara anefa dia ny ahatafiditra ny jeux vidéo vitatsika ao anaty rank mondiale . Raha miteny Tomb Raider zao tsika dia tonga dia betsaka ny mahafantatra izany manerantany. Efa misy ihany koa ny Société niforona mikirakira izany eto amitsika fa vitsy loatra izy ireny, miteraka tsy fahampina fifaninanana izany, ( manque de concurrence) nefa ny esprit de rivalité na fifaninanana no fomba aingana indrindra maha tsara ny qualité ny produit eto amitsika . Noho izany Tsara raha mba ifampizaran'tsika jeune développeur de jeux eto ny expérience efa ananatsika sy ny otils efa nampiasaitsika ...